Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
tsilan ( 11/06/2004 17:06)
Mahavariana
SAlama daholo Sady sorena aho no tezitra mijery ny gazety satria nahoana hoy ianao. Ny fijaliana'ny vahoaka ilana ny Filoham-pirenena mba hiteny sy hankahery toa tsy hita, fa any amin'ny resaka biby... tohiny
novalian'i fijo ny 21/10/2004 20:13
nananie ( 11/06/2004 16:23)
Tery saina
Nareo ve tsy mahatsikaritra fa refa miresaka sipa mipetraka aty an-dafy de tonga de lazain'ny olona fa sipa maditra? In kay no mahatonga an'izany e? Noheverina izy io fa efa olona somary tery saina ... tohiny
novalian'i felicia ny 04/04/2005 00:48
hery ( 11/06/2004 13:22)
Andrana RSS Feeder
Ho an'ireo webmaster mikirakira informatika. Hivoaka tsikelikely ny RSS eto amin'ny forum.serasera.org Ity eto ambany ity aloha ny an'ny lohahevitra informatika. http://forum.serasera.org/rss/rss_... tohiny
novalian'i unik ny 11/06/2004 20:08
ravatorano ( 11/06/2004 11:26)
arendrina iraimbilanja
Raha tafaresaka tamin i Niry izay R@R lebe ao amin ny tarika iraimbilanja ny tenanay anio maraina dia nnilaza izy fa tsisy concert foana izany fa dia raikitra izany ny arendrina iraimbilanja 2004 ao a... tohiny
novalian'i fijo ny 21/06/2004 23:43
vonjeo ( 11/06/2004 09:56)
vonjeo Dokotera
tovolahy kely 14 taona aho , ary mila fanampiana toy izao : Marary voan'ny hasma aho hatry ny nahaterahako , ary misy fiantraikany be t@ masoko ilay izy ary efa manomboka tsy mahita aho @ izao fotoan... tohiny
novalian'i vonjeo ny 10/07/2004 06:51
angie ( 11/06/2004 09:40)
Jeneraly
Nareo ve tia Jeneraly? Ato @ RVG toa tsy misy hirany mihintsy.... tohiny
novalian'i ramaso ny 16/07/2004 19:27
ben ( 11/06/2004 07:19)
Ahona raha ny vehivavy no mangataka firaisana @ lehilahy tsy olon-tiany fa namana fotsiny
Amiko tena tsy mety mitsy zany, lehilahy zay tsy olon-tianao ve dia omenao an'lay zavatra?... tohiny
novalian'i dily ny 02/04/2005 12:31
fatou ( 11/06/2004 06:52)
Nisehoan Atra koa aho
de hozizy lery tamiko hoe i landivola hono no lasa vadiko de hiteraka roa hono zahay.ny voalohany hono de atao hoe zanadandy ny anarany,ny faharoa i zanabola de raha misy fanitelony hoà de iza? de ... tohiny
novalian'i kitjo ny 03/07/2004 05:24
hery ( 11/06/2004 05:51)
Hiran'i Mahaleo 176 !!!
Sendra nijery tao amin'ny tononkira.serasera.org aho dia nahita ary tiako hozaraina aminareo fa misy hiran'ny tarika Mahaleo 176 ao hatramin'izao. Mino anefa aho fa tsy izay irery no hiran'i Mahaleo..... tohiny
novalian'i fijo ny 17/06/2004 23:21
joda ( 10/06/2004 16:53)
bandy matérialiste sy mpanatataka
misy hono io hoy izay sipa izay tsy ho tononiko ny anarany...... tohiny
novalian'i fijo ny 15/06/2004 04:35
ngama ( 10/06/2004 14:51)
love me sweet
Mba tena mahazo ve eto? Io ary misy tolotra ho an'izay mitady malala. Miandry aho fa raha misy de tena omeko fitiavana ngeza be ohatra ny lohany. ... tohiny
novalian'i fijo ny 02/09/2004 20:03
joda ( 10/06/2004 11:35)
ary toa lasa lafo be ny fiainana e
be ny olon ano mimenomenona fa lafo be ny fiainana any dago... tohiny
novalian'i kitjo ny 14/06/2004 06:17
jhouhlambout ( 10/06/2004 11:32)
LA LANGUE AMERICAINE EST A LA PORTEE DE VOUS TOUS MAINTENANT. ALORS AU BOULOT !
Voici quelques conseils pour devenir bilingue : Si vous demandez un COCA-COLA dites GUIMI A COOUC. Si vous demandez un café et un biscuit dites COFI AN DOUNAT. Si vous demandez des oeufs et du j... tohiny
novalian'i fijo ny 23/06/2004 22:49
xxx ( 09/06/2004 20:46)
vita sinoa
efa mahazatra lé hoe zavatra vita sinoa hono morasimba, ohatra hoe: kiraro, appareil, sns... dé lasa ny eritreritra hoe mba aôna zany ny amin ireny sipa sinoa reny?... tohiny
novalian'i joda ny 19/06/2004 10:49
ralay ( 09/06/2004 19:01)
MISS NAMANA 2004
Maninona moa raha mba asiana irony atao hoe selection miss namana ireny eto @ity antsika ity dia ho hita eo izay lanin'ny be sy ny maro. Ny modalité dia ho lazaina @ manaraka raha tapaka ny hevitra. ... tohiny
novalian'i kitjo ny 07/11/2004 06:22
peluche ( 09/06/2004 18:18)
"on ne nait pas femme,on le devient"Simone de Beauvoir
Ahoana ny hevitrareo @ io?vao teraka enao d'efa hataon'ny fiaraha-monina vehivavy,ny fiataizan'ny ray amandreny sns no mahatonga anao vehivavy na lehilahy.... tohiny
novalian'i fijo ny 29/06/2004 21:39
samoina ( 09/06/2004 09:42)
Fampisehoana ataona NAMANA
Hamaranana ny fankalazana ny faha1O taona niorenan'ny tarika sahaniny dia hanao fampisehoana ny namana Naritsimba. Amin'ny Alahady 18 Jolay 2004 no hanaovana izany manomboka @ 3 ora hariva. Ny toeran... tohiny
hery ( 09/06/2004 08:17)
Commentaires tononkalo
Manahoana daholo, Efa hitanareo ve fa ny tononkalo rehetra dia azo asiana commentaires daholo ao amin'ny vetso.serasera.org http://vetso.serasera.org Mamporisika ny mpanoratra ny filazanareo ny mom... tohiny
novalian'i hasikanto ny 23/08/2005 04:29
hery ( 08/06/2004 23:08)
Fametrahana sary
Efa afaka mametraka ny sariny ao amin'ny site namana.Serasera.org ny namana amin'izao fotoana izao. Tsindrio fotsiny ilay hoe Ny sariko ao anatin'ny fanoroam-pejy. Marihana fa ny fametrahanao sary ... tohiny
novalian'i ramaso ny 18/08/2004 18:02
xxx ( 08/06/2004 19:49)
fanafody
Nodidiana aho dia lasa misy cicatrice ngeza be , inn kay ry reto no fanafody afaka mahakely azy aloha du moins raha tsy afaka ? Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i rambofrau ny 14/07/2004 19:44
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7326