Liste des messages
Liste des messages, inserés par ben, par ordre de date
BEN
(
04/12/2009 09:10)
Rakoto
Manao ahona daholo nareo! mety mahita ny album ny Rakoto ve nareo?mba mpankafy mantsy za dia nitady tao @ supermusic, d aiza no mety mahita ho vidiana?misaotra...
suite
répondu par ni81 le 16/12/2009 06:02
ben
(
19/06/2004 05:15)
Ny rap gasy ahona no fahitanareo azy?
Misy sasany milay singaniko @ zany ry North and Center (8mm)
Fa misy koa ny sasany dia hira tsy misy dikany mitsy...
suite
répondu par donemaskit le 11/08/2004 20:58
ben
(
17/06/2004 14:00)
Ny R&B sy ny Hip Hop
Tena milay io gadona io indrindra fa ny R&B
Usher, Craig David no tena masaka!...
suite
répondu par ikaretsaka le 25/06/2004 03:32
ben
(
14/06/2004 14:54)
Inona no tokony hatao raha miaraka @ vehivavy tsy ampy taona nefa mifankatia be ry zareo saingy ny raiaman-dreniny no manjara azy
Raha ny hevitro aloha no kozina dia tsy hitako ny maharatsy an'izany, ny fitiavana tsy misy resaka taona, saingy anjaran'izy roa koa no mametra ny fotoana tokony hiarahana, ary ny raiaman-dreny kosa t...
suite
répondu par fijo le 22/06/2004 22:43
ben
(
11/06/2004 07:19)
Ahona raha ny vehivavy no mangataka firaisana @ lehilahy tsy olon-tiany fa namana fotsiny
Amiko tena tsy mety mitsy zany, lehilahy zay tsy olon-tianao ve dia omenao an'lay zavatra?...
suite
répondu par dily le 02/04/2005 12:31
