Ny R&B sy ny Hip Hop

1. ben ( 17/06/2004 14:00)
Tena milay io gadona io indrindra fa ny R&B
Usher, Craig David no tena masaka!
2. nananie ( 17/06/2004 14:42)
Tsy ratsy fa refa be lôtra de mankaleo.
3. angie ( 17/06/2004 14:45)
Craig David ok.
4. maskila ( 17/06/2004 15:04)
io misy philosophie arahina; sady maneho ny fifaliana sy fahasosorana
5. ramoul ( 17/06/2004 20:58)
le R&B aloha eo eo ihany fa le HIP HOP no mbola milay fôna amiko é!
6. fijo ( 17/06/2004 22:11)
milay daholo rehefa voalalina tsara vao aseho vahoaka e.
7. olly ( 18/06/2004 12:23)
hip hop : miankina
rn'b : eny .Am'gasy izao le spy'd iny no vohako ny mihaino azy koa
8. ikaretsaka ( 24/06/2004 06:35)
no comment
9. fijo ( 24/06/2004 23:21)
comment?
10. ikaretsaka ( 25/06/2004 03:32)
ko efa hoe no comment ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 5.1396