Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
soratra
(
18/06/2004 15:10)
kalon ny fahiny
Mba hanao ahoana re ny kalon ny fahiny afaka 20 taona e?mihinana pecto ve sa..oadray lele...sa zavatra hafa noho izany? mmm...tena manahy mafy aho;;;...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/06/2004 23:12
ravatorano
(
18/06/2004 13:06)
fetin ny ray
Ataoko fa na lasa aloha aza ity firariantsoa ho antsika ray sy ray atsy ho atsy ity dia faly ny tenako miarahaba antsika ray sy futur ray rhtr ato amin ity namana serasera ity.Ho trandroka aron ny voz...
tohiny
novalian'i mimich ny 23/06/2004 10:59
ravatorano
(
18/06/2004 09:13)
Ahoana marina ny tantaran ireto reservistes ireto é ?
Nafanafana teto andrenivohitra tamin ny fiatombohan ny herinadro iny noho ny raharaha rezerivisita.
Ahoana marina moa no nisian izy ireo sy ny nipoirany teo amin ny fiaraha monina .
http://.madagasc...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/06/2004 23:54
mabloo
(
18/06/2004 08:30)
Njava
milay be !!sa misy tsy tia ve!...
tohiny
novalian'i saotra ny 03/04/2005 03:10
fijo
(
18/06/2004 04:33)
kidnapping
lasa indray ity resaka ity izao.
ny film ve sa ny vola no manosika ny mpanao azy?...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/06/2004 22:16
xxx
(
17/06/2004 20:12)
te ahiha
tovovavy aho ary avy niteraka ,efa ho dimy volana zao ny zanako,nefa izaho tsy mety mihena fa mbola matavy be ohatrant@ ireny bevohoka ireny foana.
mba omeo evitra ry reto fa te ahiha a!!...
tohiny
novalian'i sipagasy ny 01/05/2005 14:11
alz
(
17/06/2004 18:39)
Bac philo
Sujet iray tamin'ny Bac philo teto frantsa :
"Doit-on tout attendre de l'Etat?"
Inona ny hevitrareo?...
tohiny
novalian'i alz ny 18/06/2004 09:32
ben
(
17/06/2004 14:00)
Ny R&B sy ny Hip Hop
Tena milay io gadona io indrindra fa ny R&B
Usher, Craig David no tena masaka!...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 25/06/2004 03:32
mimich
(
17/06/2004 12:44)
ahoana ny fomba nahitanao ny tranokalan'ny namana serasera
Mba ahoana tokoa ny fomba nahitanareo ny tranokalan'ny naman e! mahaliana!...
tohiny
novalian'i rambofrau ny 02/07/2004 14:46
fijo
(
16/06/2004 22:34)
kristianina sao diso lalana?
apetrako io fanontaniana io satria misy zavatra tsy mazava.
ny maha kristianina ny mpino sasany dia satria izy nino sy nanaraka an'i jesosy izay lazaina fa kristy.
izany hoe ny kristianina dia nisy ...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/06/2004 23:16
alz
(
16/06/2004 17:09)
France-Madagascar
Rehefa jerena ny hevitra mandeha eto amin'ny Forum dia maro ireo namana manana fankahalana moana mikasika ny frantsay.
Tsindriko manokana fa zon'ny tsirairay avy ny manana ny heviny mikasika izany (n...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/06/2004 22:02
ravatorano
(
16/06/2004 12:57)
Io ary fa manomboka mihena ny frais taxibe
raha nanambara ny VPM fa mahazo miasa dhl ny fiara rhtr izay sahy mampadoa fraiz 1000 fmg ny olona ary tsy mandalo koperativa ny fakana fahazahoandalana fa avy hatrany dia any amin ny commune.
Io fan...
tohiny
novalian'i mimich ny 18/06/2004 09:04
ari.malala
(
16/06/2004 12:14)
Ny inona no mahasambatra kokoa
Ny mitia sa ny tiavina? Misokatra ny adihevitra....
tohiny
novalian'i palmbeach ny 24/08/2004 09:56
hery
(
16/06/2004 10:56)
Hitendry gitara?
Sendra hitako tamina site anakiray ireo notes-na gitara miaraka amin'ny feony izay mety hanampy an'ireo mpianatra gitara.
Misy kandidà mantsy ato dia aleo zaraina amin'ny hafa koa
http://www.gui...
tohiny
novalian'i lanto ny 31/07/2004 21:44
andriambelo
(
16/06/2004 09:28)
XHI sy MA
Tsy hoe nostalzika fotsiny fa tena mba nitondra zava-baovao tamin'androny ry Xhi sy Ma. Aiza kay no mba mety ahitana ny horonam-peo mirakitra ny hirany ?
Ary mety mba ho tonga eto amin'ny Tononkira ...
tohiny
novalian'i ramaso ny 01/11/2004 21:16
soratra
(
16/06/2004 09:17)
fihaonan ny namana rhetra
mba maniry aho raha asiana fivoriana ny samy mpinamana ato @ serasera
...
tohiny
novalian'i hery ny 13/07/2004 00:45
angie
(
16/06/2004 08:42)
Teny mamy
Efa henonareo ve lay hiran'i Tovo teny mamy sy ilay zafinjhaony ao @ RVG tena tsara an....
tohiny
novalian'i fijo ny 11/11/2004 20:46
ravatorano
(
16/06/2004 06:43)
Mihotakotaka indray Antananarivo
Ny antony voalohany aloha dia ny momba ireto reservite ireto.Nisy tamin izy ireo nanambara fa raha nofoanana marina ny decret namoronana an dry zareo sy mamoaka ny namany any amponja (???) ny fanjakan...
tohiny
novalian'i latifa ny 16/06/2004 16:20
bichette
(
16/06/2004 06:06)
NY FREZY
NY FREZY :
- ny frezy dia voankazo mena, mazàna mampahatsiaro antsika ny FO.
- Tsara ho an’ny vehivavy mitondra vohoka.
- Raha hividy frezy ianao dia ny maso sy ny orona no ampiasao :...
tohiny
novalian'i bichette ny 22/07/2004 09:03
jhouhlambout
(
15/06/2004 15:51)
SONDAGE
Selon vous, la France, en général, est:
- pourri
- pas bien
- habitable
- bof...passable
- pas mal
- bien
- très bien
- géniale
...
tohiny
novalian'i mihanta ny 18/01/2005 18:46
