Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
fijo ( 25/06/2004 00:56)
holy razafindrazaka
tsy i bodo ve io sa mpihira vaovao indray.... tohiny
novalian'i xxx ny 18/03/2005 22:28
fijo ( 24/06/2004 23:48)
basket
za manokana dia tia manaraka io lalao io fa tsy mahay.koa izay hafaka manome dia mba lazao avy ny toerana misy rehefa milalao ary inona no tokony hatao ao amin'io toerana io. olona manao ahoana no ts... tohiny
kitjo ( 24/06/2004 15:10)
satria 26 juin ve???
Asa na oe satria tonga ny 26 juin fa nisy eritreritra nandalo maromaro tato @ namana.... Famadihana( fivavahana...) teny malagasy ( kolotsaina...) Ny nahagaga ahy dia efa natory aho no nifoha ... tohiny
novalian'i kitjo ny 02/07/2004 10:13
mimich ( 24/06/2004 14:53)
teny malagasy
Andao hiteny malagasy ranoray tsy misy fangarony eto, dia ezahina ihany koa mba tsy ho diso tsipelina . sa ahoana hoy ianareo?... tohiny
novalian'i fijo ny 01/09/2004 21:20
xxx ( 24/06/2004 13:59)
manipulation
bdb ny ol mihaina ao anatiny manipulation na misy ol mi contrôle indirectement ny fiainany! inn mety fiantraikany zany @ fiainany ho avy! bola anana fahatokisana ny tenany ihany v izy?ary iza sisa n... tohiny
novalian'i fijo ny 29/06/2004 20:02
nikopol ( 24/06/2004 12:47)
Vetivety fôna ( raha mbola misy dia...)
Avy any antsinanana aho dia Nahita ilay masoandro aho dia Niaraka taminy aho dia Tonga aty indray..... Raha mbola misy dia.... ... tohiny
novalian'i booboo ny 29/11/2004 12:59
hashinah ( 24/06/2004 07:08)
Materialista
Ny ankamaroan'ny vehivavy @ izao fotoana dia materialista.... tohiny
fijo ( 23/06/2004 21:38)
fanambadian'ny mitovy seksa.
resabe iny nitranga tao begle iny,satria dia nizara roa ny olona sy ny politika.ka ahoana ny hevitry ny namana eto?... tohiny
novalian'i fijo ny 30/06/2004 20:21
fijo ( 23/06/2004 21:11)
misandoka PS
nisy namana vao nilaza tamiko tato fa nisy fijo niditra tao amin'ny chat dia nila hady be.nisy namana efa nilaza tamiko koa fa nisy naka ny PSny.ka tiako ny milaza eto fa za tsy mbola nichat mihintsy ... tohiny
novalian'i bichette ny 29/06/2004 06:13
kally ( 23/06/2004 20:52)
26 Jiona
Ahoana avy indray ny hetsika amin'ity 26/06/2004 ity?Mankaiza sy hanao inona avy ianareo ?... tohiny
novalian'i mimich ny 29/06/2004 11:00
jhouhlambout ( 23/06/2004 17:28)
Le verbe "CROIVER"
Dans la série: Parlons bien le français, aujourd'hui, le verbe: CROIVER - Mais dis-donc, ça existe pas comme verbe? - Si et je te le prouve subito : "Ve roulais à droite à foifante-diffe quan... tohiny
novalian'i booboo ny 04/07/2004 20:49
xxx ( 23/06/2004 10:33)
être trahie!
inn kay conséquences ny trahison na resaka fianakaviana na eo @ ol mpifankatia?... tohiny
novalian'i fijo ny 24/06/2004 22:22
bealah ( 23/06/2004 10:13)
Volo mihongotra
Inona no tokony hatao mba hampaniry ny volo sy tsy hampiongotra azy ?... tohiny
novalian'i mamapa ny 28/05/2013 11:55
xxx ( 23/06/2004 10:11)
Mandà ny fanaovana Marriage
Mandà ny fanaovana mariazy aho satria fandaingana eo anatrehan'Andriamanitra izany raha @ izao toetr'andro iainantsika izao.... tohiny
novalian'i pitchou ny 15/07/2004 03:00
bealah ( 23/06/2004 10:06)
fahasarotam-piaro
Inona no mahatonga ny olona ho saropiaro ?Efa toetra ve sa .....?... tohiny
novalian'i tolotra ny 18/07/2004 14:46
dom ( 23/06/2004 06:23)
vidim-panafody e!
Médicaments : baisse de 9 % annoncée - L'express - Ile Maurice - 19/06/2004 Un communiqué du ministère du Commerce et des Coopératives, émis hier, annonce une mesure. Les pharmaciens devront a... tohiny
novalian'i ramaso ny 01/07/2004 07:48
ds ( 22/06/2004 22:12)
Lozam-pifamoivoizana
Nandona fiara aho androany maraina. Somary nalama ny làlana ary efa antomotra be vao hitako ilay fiara nitsivalana nanapaka teo anoloako ka tsy tafajanoko ny fiarako. Zara raha nisy kiaka ny fiarako... tohiny
novalian'i booboo ny 08/07/2004 20:53
kitjo ( 22/06/2004 15:19)
aniversera!!!!!!!!
Andao atao fiarahabana ze manana aniversera e, indrindra reo namana mpianakavim-porum..... satria ny namana tsy mankato tsy mahita... Arahabaina dol ze tratry ny annif anjoany d arahabaina manokana... tohiny
novalian'i booboo ny 14/03/2005 22:47
kitjo ( 22/06/2004 14:59)
Fihavian gasy...famadihana....
Araka ny iarahana mahalala dia anisan'nyrazam-betsika voalohany ry zareo ao Indonesie sy Malaisie, Polynesie... Tsara ho fantatra Ry zraeo ireo avy ao Indonesie (Macassa, Java,...) sy Malaisie... tohiny
novalian'i kitjo ny 26/07/2004 02:32
librepenseur ( 22/06/2004 12:11)
FAMADIHANA
Fomba Malagasy, inona avy no tena antony nahatonga ny famadihana ? mbola tokony hitohy ve sa tsia ? Misokatra ny adi-hevitra na ho anao tena kristiana na ho anao tsy mpino, na ho an\'ny antokom-pin... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 7.922