holy razafindrazaka
1. fijo
(
25/06/2004 00:56)
tsy i bodo ve io sa mpihira vaovao indray.
novalian'i xxx ny 18/03/2005 22:28
3. nykanto
(
25/06/2004 09:55)
i Holy Razafindrazaka dia mpihira classique, anisan'ireo malagasy vitsy havanana amin'io fomba fihirana io, mpianatra taloha teny ankatso izy io ... tena manan-talenta izy kah! afaka mifaninana tsara amin'i Bodo!
5. rabilabila
(
26/06/2004 07:44)
mbola ampiako aza Bodoharisoa Faliherinantenaina Razafindrazaka no anaran'i Bodo.Nykanto a!!! aiza moa no hoe hifaninana:olona roa samihafa ,samy manana ny kantony e!!!.TRATRY NY ASARAMANITRA DAHOLO ISIKA REHETRA
6. fijo
(
28/06/2004 21:14)
i bodo fantatro fa razafindrazaka satria mitovy anarana amiko,ary efa fanadalako azy io isaky y hitako izy,satria tsaroany tao amin'ny ambasady frantsay nanao taratasy tao izy za koa tao dia niatso razafindrazaka ry zareo dia samy nanantona izahay.dia natao ko hoe za no tena tompon'anarana fa ianao zanaky dadanay ambadika.dia lasa resaka teo dia lasa fananihaniana .
fa ity holy ity no tsy haiko.
fa ity holy ity no tsy haiko.
10. fijo
(
01/07/2004 21:59)
izay angaha ka tsy haiko.ih,ih,ih, sura ry dada fa niasa be kay tany ambadika tany an.izany ka dada.