Vetivety fôna ( raha mbola misy dia...)

1. nikopol ( 24/06/2004 12:47)
Avy any antsinanana aho dia
Nahita ilay masoandro aho dia
Niaraka taminy aho dia
Tonga aty indray.....

Raha mbola misy dia....
novalian'i booboo ny 29/11/2004 12:59
2. mumu ( 24/06/2004 14:06)
sali nikopol e!!! ela ela an!!
3. nikopol ( 24/06/2004 14:24)
Sali Mumu! Inona ny vôvô teto amin'ny tanana ? Efa nahazo tôka ve rafijo?
Iza sy iza aky zao ny couple mivoaka "la une" amin'ny OllA na Voici na Paris match?
Sa tsy niasa ny papparazi?
4. ramoul ( 24/06/2004 20:12)
Hitondrako be dia be... ra tian-dry......
5. lanto ( 25/06/2004 09:34)
nikopol sy mumu izao no handeha havoaka gazety, sa aôna ?
6. mcfy ( 25/06/2004 13:12)
paparazi hono tsy miasa refa 26 juin d miandry ny sary havoakan'i mamarazi ka mety ho marina ihany io tenin'i Lanto io
7. nikopol ( 25/06/2004 14:29)
Mampigatra hatramin'ny telo volana sy mampadoha onitra fito hetsy ariary ny filazana tsy marina mikasika ny namana.
8. mumu ( 25/06/2004 14:44)
lanto ountssssss
9. booboo ( 29/06/2004 07:56)
.... tsy lavitra no misy an-dry raha mba nanan'elatra akia e ....
10. booboo ( 26/11/2004 16:28)
nanaraka azy teo aho dé...
11. chipie1 ( 26/11/2004 17:16)
raha mbola misy de...
12. ikaretsaka ( 29/11/2004 05:09)
oadray leeeee
13. booboo ( 29/11/2004 12:59)
hihihi tsssssss
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0936