Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
atmos
(
02/07/2004 11:44)
Mety voavonjy ihany ve i Jodasy raha nibebeka rehefa avy namadika an'i J.C.
Somary lasa ihany ny eritreritra ry zareo a, tena olona voaozona mihitsy zany ity Jodasy ity? De foin'Andriamanitra ho very ve izy? raha nahatsiaro nibebaka ve izy avy eo de voavonjy sa efa voaozona?...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/12/2004 10:43
kitjo
(
02/07/2004 11:17)
vavy#lahy
Fa manin ny vhv ato toa manaratsy lhl aby ny ankamaroany d tamy koa ny ankilany aveo???
lasa zany foana no iafaran resaka
...nefa nge d mifampitady e...lolll
Misy vhv tena oh alerzika lhl man...
tohiny
novalian'i mimich ny 05/08/2004 14:48
bealah
(
02/07/2004 11:03)
lehilahy sy vehivavy mpinamana
Ahoana ny eritreritrareo @ ilay hoe lehilahy sy vehivavy mpinamana be ireny.Mikôty ilay lehilahy avy eo tsy mahazaka dia, lasa mpifahavalo indray izy roa avy eo( izany hoe ilay lehilahy io miavonavon...
tohiny
novalian'i booboo ny 14/08/2004 09:59
kitjo
(
02/07/2004 10:30)
ny tokony/tsy tokony atao 2
-tsy tokony hiandry fanampiana foana.......
- tsy tokony hizatra hionona oe "mahay miafy" foana.....tsy ratsy akory ny miafy kanefa kosa tokony mitady ny tsaratsara kokoa hatrany......
resaka da...
tohiny
novalian'i booboo ny 13/07/2004 18:15
kitjo
(
02/07/2004 10:18)
Je vais te chercher...
Je vais te chercher
Jusqu'à te trouver
Alors je t'emmènerai
Au lit ...
Et lentement, je te ferai trembler
Transpirer avec profusion
Je te ferai gémir, et même rugir...
Tes tempes von...
tohiny
novalian'i booboo ny 28/07/2004 06:24
booboo
(
02/07/2004 08:51)
Tantaran'i M/car
Tsy haiko oe aiza no tokony hasiana ity raha ity dé nataoko ato.
Mba teneno dôl oe zay fantatatry ny tsi 1-1 momba ny tantaran'i M/car ? na t@ vanim-potoana inona na t@ vanim-potoana inona.
Sôtr...
tohiny
novalian'i tsiaa ny 25/02/2005 11:03
fijo
(
02/07/2004 04:31)
ratsiraka sy saddam.
samy nanao ny nataony tao amin'ny vahoakany ireo,ary samy voahilika.inona re no tsy hitovizany e?...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/10/2004 22:16
lanto
(
01/07/2004 18:09)
eritreritra t
Raha mba ianao no alefa hipetraka any @na "île deserte" dia inona no zavatra iray (na roa e!) mba tena tianao ho entina miaraka aminao ?
(asa raha mazava le fanontaniana fa tsy noforiniko io fa ...
tohiny
novalian'i lanto ny 16/03/2005 20:20
lanto
(
01/07/2004 18:05)
hevitry ny nofy
inn doly ny hevitry ny nofy fantatrareo na inoanareo, na efa renareo ? ohatra hoe raha manonofy trondro (tsy tsonjo ao @ chat io ry mpanjono an!) de ho bevohoka na efa bevohoka, manonofy enjehin'ny om...
tohiny
novalian'i hery ny 05/10/2014 21:45
andriambelo
(
01/07/2004 14:44)
Endriky ny harena
Lasa ny eritreritro rehefa misaina ny mpanan-karena malagasy. Ny fisehoana no lasa adanjana azy. Ny isan'ny invités sy ny fiara rehefa mariazy, ny isan'ny 4x4 rehefa mandevina ...sns.
Toa "signes ex...
tohiny
novalian'i kitjo ny 08/07/2004 12:47
rfm
(
01/07/2004 13:12)
Fifanajana
Fa ahoana ny tsy maintsy mifanaja ny zanak'olombelona.Misy ny sasany mba manana fahefana kely de manao barô be......
tohiny
novalian'i fijo ny 01/12/2004 22:08
xxx
(
01/07/2004 10:35)
feo
afaka mba fantarina hoe inona no antony mahatonga ny mpihira mikasom peo fa mba liana aho ...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/07/2004 23:01
jhouhlambout
(
01/07/2004 09:23)
COMMENT ETRE UN HOMME (UN VRAI)
les règles à respecter pour paraître un homme aux yeux des filles.
1. Ne l'appelez pas. JAMAIS.
2. Si une fille ne vous plaît pas, ne lui dites pas. C'est plus marrant si elle s'en rend compt...
tohiny
novalian'i jhouhlambout ny 07/07/2004 15:22
jhouhlambout
(
01/07/2004 09:16)
Mariage de raison
- Vous serez unis pour le meilleur et pour le pire jusqu'à ce que LE manque d'amour vous sépare.
Izay no mitombina kokoa sa ahoana?...
tohiny
novalian'i sariaka91 ny 13/07/2004 12:09
xxx
(
01/07/2004 08:19)
Raha ny gasy moa no teo @toeran'ny vazaha
Mba lasa ny saina hoe raha ........
angamba hoy aho dia eeeee satria ny gasy rehefa mba manamanana dia miavonavona sy tsy mahalala ny hafa ....
tohiny
novalian'i lanto ny 10/07/2004 19:52
fijo
(
01/07/2004 04:55)
vehivavy gasy manao "porno"
voalaza an gazety fa efa maro izy ireo no manao io karazana sary mihetsika io ao mada.(fandrosoana )ve sa fahantrana no mamporisika azy hanao izany?...
tohiny
novalian'i felicia ny 03/04/2005 14:45
kally
(
30/06/2004 16:13)
Vonjeo fa moana
Tsy manana feo intsony aho taorian'ny ni-formater-na ny pc-ko.Sao dia misy afaka manampy?XP no ampiasaiko izao....
tohiny
novalian'i cowboy ny 02/08/2004 16:12
bichette
(
30/06/2004 15:42)
nanomboana nanoratra...
Misy fanontaniana kely mba tiako hapetraka an'ireo mpanoratra rehetra eto. Mba liana te hahafantatra aho ny vanim-potoana nanoratanareo voalohany, ny antony, ny nanery anareo handray penina sy hamoak...
tohiny
novalian'i ramaso ny 22/12/2004 01:10
booboo
(
30/06/2004 12:22)
3 choses impossibles à réaliser par un homme
1-admettre une erreur
2-ne pas s'endormir après l'amour
3-demander leur direction quand ils sont perdus
hevitrareo ? ...
tohiny
novalian'i ja ny 18/01/2005 09:12
oully
(
30/06/2004 08:48)
Ireo mpanoratra Malagasy
Efa nisy antso ihany navoakan'i NyKanto any amin'ny lohahevitra hafa izay iantsoana ireo mpanoratra malagasy rehetra (tononkalo, tantara, ... ) monina aty am-pitandranomasina.
Hisy hetsika izay kasai...
tohiny
novalian'i primorh ny 12/11/2011 14:05
