ratsiraka sy saddam.

1. fijo ( 02/07/2004 04:31)
samy nanao ny nataony tao amin'ny vahoakany ireo,ary samy voahilika.inona re no tsy hitovizany e?
novalian'i fijo ny 04/10/2004 22:16
2. kally ( 02/07/2004 07:16)
Saddam miteny arabo sady tsaraina any @ taniny moa Ratsiraka miteny frantsay sy latina ary arovan'i Chirac.
3. booboo ( 02/07/2004 07:46)
iƩ
4. lema ( 02/07/2004 08:24)
nefa mpinama izy roalahy
5. xxx ( 02/07/2004 12:25)
Salut,
mazava ho azy e:
1- Ratsiraka malagasy, Saddam arabo
2- Ratsiraka resaka fifidianana no nampiala aazy, Saddam resaka fanafihana
etc ....
Mampitovy azy, samy filohampirenena ary samy manan ny mahalehilahy azy

bonne continuation
6. kitjo ( 03/07/2004 04:14)
Ny tsy itovizany?
Saddam mety mbola mahita ny masony......nefa tsy haiko izy raha efa mba mipetraka tsara sa mbola mamely ambadika koa?
7. fatsoraly ( 03/07/2004 13:39)
Maddam vavivavy toetra

Rabiby bibibiby fihetsika

8. dotmg ( 03/07/2004 14:29)
I Sadamima nasian' i Bosy izay fantatra fa Ngezalahy fa Ratsiraka nasian-dRavalo izay ikotokely.
9. kitjo ( 04/07/2004 08:50)
andray!
esy eeeee
10. fijo ( 06/07/2004 23:53)
izany hoe i saddam mahery kokoa sa?
11. wawawa ( 07/07/2004 00:41)
Ratsiraka manao sorobilana moa Sadam coupe garcon
12. methode ( 07/07/2004 00:43)
Ny itovizany aloha izao no hitako mazava!! Samy niongana!! Ny tsy itovizany indray de mazava be koa! Saddam tsy mipasoka volo! Ratsiraka tsy manao volombava!!
Ny tariky RAtsiraka manapoaka tetezana, fa ny tarik'i Saddam manapoaka irakiana sy Amerikana
13. wawawa ( 07/07/2004 18:09)
Sadaam Sadaam mo Ratsiraka Ratsiraka
14. rambofrau ( 11/07/2004 13:32)
Ny anaran'ny vadin'i Saddam tsy Celine Ratsiraka. Mnambady ve moa izy ???? tsy haiko ny anarany.
15. xxx ( 04/10/2004 02:17)
Misy itovizany marina ireo olona ireo e! Samy victim: Zava-tsy marim-pototra mihitsy no nanenjehana an\'i Saddam, izay tsy mahay ny tantara manaraha vaovao.Ny an-DRatsiraka indray tsy fantatra na 1er na 2eme!
16. fijo ( 04/10/2004 22:16)
ka tianareo ary ve ny hiverenan\'i ratsiraka any mada?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4044