Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
onlyspik
(
03/07/2004 15:02)
Tao am-piangonana
ahoana no nahafantarana fa ao am-piangonana ny elefanta?...
tohiny
novalian'i bekintana ny 12/03/2005 07:26
onlyspik
(
03/07/2004 15:00)
Ny elefanta
Ahoana ary no ampidirana elefanta efatra ao anaty 2cv...
tohiny
novalian'i gasytsika ny 08/07/2004 18:43
onlyspik
(
03/07/2004 14:50)
Izy telo lahy
Nisy hono olona telo lahy ka ny iray avy any asie ny iray avy any afrique ny farany avy eto dago.Nenjehan'nypolice ry zareo fa nanimba zvt nahita hazo telo izy ka samy nihanika,ka ilay1nanao feom-bolo...
tohiny
novalian'i rabegasy ny 08/07/2004 14:25
dotmg
(
03/07/2004 13:35)
tia ny kitra malagasy
Iza eto amin' ny namana no tia ny kitra malagasy, ohatra hoe ny championnat de Toamasina, ary maharaka ny valin' ny lalao rehetra miseho momba ny baolina kitra eto madagasikara ary afaka manampy anay ...
tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 13/08/2004 19:36
anjelimbonikazo
(
03/07/2004 13:19)
mitady voninkazo manja eh
za mitady vonikazo( sipa io ah) milay be sady hendry be, raha misy dia manorata eh, ...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/07/2004 21:52
lema
(
03/07/2004 10:28)
nga mou tsy maintsy..........
nga mou rehefa miaraka dé tsy maintsy hoe hivady.
tsy mety ve ra hoe resahana hoe miaraka fotsiny tsika fa tsika tsy hivady zany.
ny sipa mantsy no tena tsy mahatanty an'io kozy io....
tohiny
novalian'i fijo ny 17/08/2004 22:08
booboo
(
03/07/2004 07:25)
tomany
Bobaka ny oul no milaza fa mariky ny fahalemena ny tomany. ...
tohiny
novalian'i ramaso ny 13/07/2004 14:52
fatsoraly
(
03/07/2004 07:15)
Pessimistic ny gasy
fa rehefa misy zavatra manahirana azy dia mimenomenona hatrany.
Rehafa misy fivoarana kosa tsy mba mahay mankafý.
Ohatra: ny fisondrotana sy fidinan'ny sandam-bola, ny saran-dalana, ny solika.....
tohiny
novalian'i steph02 ny 14/07/2005 10:04
fatsoraly
(
03/07/2004 06:22)
cricket
Ary maninona raha asiana taranja cricket eto an-toerana?
Toa mba mahay mitoratoraka sy mindainday ihany mantsy ny tanorantsika!...
tohiny
novalian'i fatsoraly ny 05/08/2004 23:14
kitjo
(
03/07/2004 03:34)
M/car:le pays des impossibles
Hitako t@ gazety omaly io. Toa marina tkoa ra ny fandraisako azy
Satria isaky ny hanao zavatra mazana raha dingana lehibe dia eo foana ilay hoe " d aona ny anona?", "sarotra be zany ko", "an3,mbola l...
tohiny
novalian'i crrlanto ny 01/10/2004 20:47
naivobe
(
02/07/2004 21:43)
Inona CRN
Inona marina no tena tadiavin'ireo olona ao @ CRN ?
Inona no tena sens ny hoe Reconciliation nationale ?
Mba manana hevitra ve izy ireo mba hampandroso an'i Dago ?...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/08/2004 21:41
atmos
(
02/07/2004 17:53)
meilleur ami sy ny sipako
Fa maninona matetika ilay olona tena namanao indrindra no mifankahazo tsara @ sipanao, indraindray aza lasa amant na filazàna secret mihitsy ilay namanao. Ka rehefa misaraka ianao sy ilay sipa na ian...
tohiny
novalian'i ramaso ny 16/07/2004 16:16
booboo
(
02/07/2004 14:48)
Sainte Nitouche
Une mère et sa fille vont chez le médecin. la mère demande au docteur d' examiner sa fille :
- Elle a certains symptômes qui m'ont poussé à vous l'amener, dit la mère.
Le docteur examine la ...
tohiny
novalian'i ramoul ny 19/07/2004 20:46
lema
(
02/07/2004 13:38)
tiko énao
matetika dia tsy mitovy ny fomba fandraisan'ny olona miteny sy ny olona tenenina zany hoe "tiko énao"
ho anao indray
inn no ao an tsainao raha miteny.
ary inn ndray raha misy miteny.
ampy ho ana...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/08/2004 20:54
onlyspik
(
02/07/2004 13:32)
Ny parasy
Indray andro hono nandeha hilomano ny parasy teny andalana dia nifanena t@vintsika izy hoy ny parasy taminy ndao isika hiaraka hoaiza hoy ny vntsika hilomano hoy nyparasy nanaiky izy ka roso ny dia ...
tohiny
novalian'i booboo ny 13/08/2004 13:32
onlyspik
(
02/07/2004 13:21)
Ny gana
Nisy ganagana telo(3)niampita t@lalana:aviany nisy fiara niriotra mafy nihazakazaka ilay canards ka rehefa tonga teny ampita izy dia niteny hoe:saika maty isika dimy!Firy marina ary no isan ny gana?...
tohiny
novalian'i olly ny 04/07/2004 10:41
rfm
(
02/07/2004 13:07)
fitiavana
rah ny hevitr'areo possible ve hoe ny premièr(e) amour-nao no lasa vadinao na reciprok'n'zay...
tohiny
novalian'i yonikafopl ny 21/08/2004 10:45
dronga
(
02/07/2004 13:03)
Tompo iray ihany nefa dia......
voalaza fa Tompo iray ihany no inoantsika nefa maninona isika no mifanenjika sy mifanaratsy foana e nefa ny hafatry ny tompo ao @ jao 13:34 dia mazavatsara sa kosa misy tsy mpianany . hazavao tompoko...
tohiny
novalian'i fatsoraly ny 10/07/2004 05:16
dronga
(
02/07/2004 12:58)
ady ady
ahoana ny fandehaireny fiangonana misaratsaraka sy tsy mitovy hevitra ireny ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 07/07/2004 05:37
