Ny gana

1. onlyspik ( 02/07/2004 13:21)
Nisy ganagana telo(3)niampita t@lalana:aviany nisy fiara niriotra mafy nihazakazaka ilay canards ka rehefa tonga teny ampita izy dia niteny hoe:saika maty isika dimy!Firy marina ary no isan ny gana?
répondu par olly le 04/07/2004 10:41
2. atmos ( 02/07/2004 13:24)
Dimy zany ka firy ndray hozy enao
3. booboo ( 02/07/2004 13:32)
3 ! satria zareo tsy mahay manisa ! marina ?
4. hendry ( 02/07/2004 17:28)
efa novalian´i booboo ilay izy koa
5. atmos ( 02/07/2004 17:37)
Ny rantsan-tongotry ny gana marina 3 fa tsy 5, ka heveriny hoe 5 satria voaisa daholo ny ratsan-tongony rehetra.
6. kitjo ( 03/07/2004 05:05)
Mety nisy gana 2 koa tao anaty fiara d neveriny ho faty koa satria ho accidente ilay fiara
7. olly ( 03/07/2004 09:14)
nisy gana iray nanatody roa anga tao ? ihihhi
8. olly ( 03/07/2004 09:15)
nisy gana iray nanatody roa anga tao ? ihihhi
9. olly ( 03/07/2004 09:17)
nisy gana iray nanatody roa anga tao ? ihihhi
10. onlyspik ( 03/07/2004 14:57)
Marina ny anao ry booboo
11. kitjo ( 04/07/2004 08:35)
hhmmmm
12. booboo ( 04/07/2004 09:41)
wéééééééééé
13. olly ( 04/07/2004 10:41)
clap clap clap ! (( " O " ))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2349