M/car:le pays des impossibles

1. kitjo ( 03/07/2004 03:34)
Hitako t@ gazety omaly io. Toa marina tkoa ra ny fandraisako azy
Satria isaky ny hanao zavatra mazana raha dingana lehibe dia eo foana ilay hoe " d aona ny anona?", "sarotra be zany ko", "an3,mbola lavitra be znay k!aleo alou zao iany"............

Tsy aiko ahoana fahitanareo an'io dieny mbola tsy lasa anaran i Dago eny ambony T shirt io.
novalian'i crrlanto ny 01/10/2004 20:47
2. pitchou ( 03/07/2004 04:17)
ny fahitako azy dia mibahana loatra ny politika tsy hanino-tsy haninona eto dago! rehefa tsy eo @ seza dia tsatsoina daholo izay te-hanao zavatra! d rehefa eo @ seza dia mamikitra fotsiny! ny vava izany no tena miasa fa tsy ny finiavana e!
fa misy zavatra betsaka tsy vitan'ny firenen-dehibe nefa vita eto an!
3. kitjo ( 03/07/2004 04:32)
Zay ange e,
amiko aloha raha vonona tsika, ny mpitondra, indrindra koa ny entina tokony mahavita zavatra maro

AMpitahao ange i maurice, ze tanim-pary kely tsisy oh ao Namakia akory, plage kely raha refesina tsisy oh ao Morondava akory.
Nefa aiza izy izao????
TSy aleo ve manao oh ny azy tena tong d zvt milay be ary zavatra efa hita fa sur zao e

Aleon vazah mankany manao tourisme satria izy matahotra :
-tazo
- tsilo malemy eny @ plage
- bibikely
- ......
Nefa zavtra tsy oe sarotra be ny manambotra anzany.
Tsy haiko aloha fa vao eo Maurice fts no jerena d mampalahelo mieritreritra an i Dago e
4. booboo ( 03/07/2004 06:46)
Pays des impossibles, cimetière des projets, Pays sur-endetté, izy aby zany !
5. fatsoraly ( 03/07/2004 06:52)
andana dôly nareo mankany an-dafy fa aleo izaho irery no hijanona eto aza e!
6. kitjo ( 03/07/2004 06:52)
aoka akiaaaa,hihihi
7. booboo ( 03/07/2004 06:55)
Any an-dafin'ny Manareza ve ?
8. kitjo ( 03/07/2004 06:58)
mbola ho-possibler-nay io fa kalam alou fatsoraly fa to d amboary ny entana dieny zao
9. fatsoraly ( 03/07/2004 07:24)
ny entan'iza no tinao amboariko?

Hahahahaha
10. kitjo ( 03/07/2004 07:26)
ny balle-mbala sy piece auto k!
11. pitchou ( 05/07/2004 11:05)
mino aho fa tsy cimetière d projets intsony i dago izao ka! ary araka ny voalazako, betsaka ny zavatra sy dingana efa vita eto izay ikoizan'ny firenena hafa! saingy ny olana dia ity: ny gasy tsy mbola "mino" ny ankamaroany hoe mivoatra ny fireneny fa tsy toy ny taloha intsony! aoka aho tsy hiresaka an'i nosy maurice sao misy tsy faly eto ny tsy naman'i fatsoraly!
12. kally ( 05/07/2004 15:43)
Mivoatra ny fireneny fa na izany mbola mijaly be ny vahoaka.Ny hany tadiavin'ny vahoaka dia ny tsy hitebiteby raha hahita ho hanina rahampitso na tsia,raha hahita vola handoavana hofan-trano na tsia.Ohatrinona ny karama raisin'ny vahoaka nefa ohatrinona koa ny vola laniny?Mitongilana loatra ny mizàna.
13. fijo ( 06/07/2004 22:46)
miandala ilay fandrosoana ka mino aho fa eha misy dingana voita ao.ary tokony efa miroso amin'ny dingana hafa koa izao ngamba?
14. yonikafopl ( 06/07/2004 22:53)
M/car le pays des impossible
en tant que chretienne je le crois pas
15. pitchou ( 07/07/2004 10:35)
marina zany lazain'i kally izany saingy toy ny fihariana rehetra io: tsy misy manakarena tampoka izany fa mandeha miandalana! ny tena olana hitako teo dia ny vahoaka miandry toloran'ny fanjakana izay tedavina lotra saingy @zao fotoana izao efa miezaka ny handamina ny fiarah-moniny araka izay vitany ny mponina. angamba chance iray io fanomezana vahana ny commune io (enga anie ka tsy hisy maire hanaonao foan! croisons les doigts)
16. ratam ( 25/07/2004 18:14)
marina daholo ny voalazanareo eto ... tena efa niandry notolorana fotsiny isika hatramin'izay ka rehefa hametrahana règles kely momba ny fampandrosoana izay hitan'ny fanjakana hoe mety hampandroso dia mitaraina daholo ... satria efa tsy zatra manday andraikitra ny malagasy hatramin'izay ... matahotra maka fanapahan-kevitra satria tsy sahy ..

I Kitjo izao no mety manana traik'efa ny amin'izay matoa izy nanolotra ny lohahevitra hodinihina eto., Sa ahoana Kitjo ?

bye daholo ..
17. pitchou ( 01/08/2004 03:51)
bye ahoana ratam ???? ko ny olana mbola tsy voavaha akory! 8O
18. kitjo ( 01/08/2004 12:11)
pitchou> marina io resaka commune io ary tokony misy fifaninana masina raha haintsika ny mitondra azy.....

marina koa ilay hoe miandry tolorana fts, miandry miracle mon ami avy @ fanjakana matetika, k manantena ny hizarana vola na vary isan-tokantrano angamba ny sasany.

ratam> tsy vitako izaho samirery fa za ary mbola velomina ko!hihiiiih
Tsika rehetra ny tiako lazaina
19. poupounesana ( 01/08/2004 17:36)
ny fahitako azy alo ud ny toetsaina mila ovaina, ny fomba ratsy mila esorina!ohatra, raha namboarina zao ny tsena sy ny lalana eny anosibe! zao izy no tsara fa atsy ho atsy hanahoana re? io ngah raha tsy ny oll rehetra mihitsy no mety hoe ndao ery @dabapako ihany ny fako no ariana hovoatazona hadio mihitsy? zà alou malahelo rehefa mahita oll manary fonona bômbô eny anarabe nefa d oll mba metimety ihany eh!ka natomboko @zay le resako, satria zay no hitako mbola tena impossible eto Dago d ny fahadiovan'ny tanàna nefa zany zavatra saropady mihitsy
20. pitchou ( 03/08/2004 10:20)
poupoun> efa mba nisy fiovana kosa e! marina fa tsy mbola madio tanteraka saingy ohary @ zava-nisy teto t@ 5 na 10 taona lasa ange e!
Na ny lhl ( :wink: ) mpamonjy vodi-hazo sy poteau aza efa nihena b mihitsy!
@zao fotoana izao dia hita misy fifaninana mihtsy tokoa @ communes iray faritra! gaga nareo raha ilazako fa any Nosy-Be zao misy wc public, indraindray milahatra mankao (efa sendrany aho :roll: saingy madio be! nefa Nosy-Be zany ny fahafantarana azy d tena fady izany wc izany!
noho izany, tsy aleo asiana nuance kely ilay hoe "impossible"????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.368