Tsy dia tena pays d,impossible intsony e,hafa ny taloha,gaga ny sasany tsy nino fa hay azo atao ihany ny manao zavtr eto dago na dia be aza ny mpanapempo.Mila ovaina kely ilay toetsaina miandry tolorana,sy miankina @ fanjakana foana izay efa nanazarana antsika taloha ,asa izao fa tsy politika intsony ,