Tompo iray ihany nefa dia......

1. dronga ( 02/07/2004 13:03)
voalaza fa Tompo iray ihany no inoantsika nefa maninona isika no mifanenjika sy mifanaratsy foana e nefa ny hafatry ny tompo ao @ jao 13:34 dia mazavatsara sa kosa misy tsy mpianany . hazavao tompoko
novalian'i fatsoraly ny 10/07/2004 05:16
2. fatsoraly ( 03/07/2004 06:03)
Ary i Kristy ve ry zareo reformatera sa tradisionalisitra?

3. fijo ( 06/07/2004 22:56)
reformalista.
4. ikaretsaka ( 07/07/2004 05:37)
traditionneur koa izy
5. atmos ( 09/07/2004 22:28)
Ka samy te ho BOB daholo e
6. ikaretsaka ( 10/07/2004 01:05)
ka izay .. te ho BOB daholpo nefa tsy Carter akory
7. fatsoraly ( 10/07/2004 05:16)
carter mora tresaka refa mitotona lavaka tsinona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6899