Liste des messages

Liste des messages, inserés par fatsoraly, par ordre de date
fatsoraly ( 03/02/2005 23:32)
Mandresy foana ny vehivavy
Ny teny frantsay tsy mitovy @ teny Gasy satria manavaka ny "lahy" sy ny "vavy". Ny "trano" ohatra dia vavy--"la maison." ny "penisilihazo" kosa dia "lahy"-- "le crayon." Nanontany ny mpampianany i... suite
répondu par Nananie le 07/02/2005 11:30
fatsoraly ( 02/02/2005 02:53)
tantara nangonina
TIKO Antsirabe : Des douaniers se plaignent lundi 17 février 2003 Les employés du service "Recette des Douanes" d’Antsirabe agitent la menace d’une grève d’avertissement de 48 heures, s... suite
répondu par xxx le 03/02/2005 02:52
fatsoraly ( 14/01/2005 01:44)
Ny tontolo iainantsika
UNEP (PNUE) 06 January 2005 Water-borne and tropical communicable diseases are widespread as a result of contamination of water supplies by human waste. The Comoros, for example, suffered cholera e... suite
répondu par fatsoraly le 17/01/2005 02:53
fatsoraly ( 21/11/2004 08:32)
Tsy mahay teny gasy hono!
Tany am-pitan-dranomasina tany hono nisy tanan-dehibe anakiray izany tsy nisy gasy mihitsy afa-tsy bandy (b) iray sy sipa (s) iray fotsiny. (b) Manao ahoana ny gasy e! (s) Quelle coincidence!... suite
répondu par fijo le 24/11/2004 21:38
fatsoraly ( 17/11/2004 09:40)
Fety sy asaramanitra
Akaky ity ny fankalazana ny krismasy sy ny taom-baovao 2005 (AD). Mitandrema tsara ianareo any ivelany rehefa mandefa zavatra kely na vola @ paositra ho anay aty an-tanindrazana. Raha azo atao dia and... suite
répondu par ikaretsaka le 26/11/2004 22:28
fatsoraly ( 16/11/2004 22:42)
Turquie
Le sous-marin étranger ayant réussi le 10 novembre dernier à pénétrer les eaux territoriales israéliennes de deux à trois miles (environ 4 km) au large de Nahariya, appartiendrait à un pays me... suite
fatsoraly ( 12/11/2004 09:50)
Fomba fijery isaky ny firenena
Ny fomba fijery avy eto Madagasikara: - Mahantra izay mandeha bisikilety - Andafy = Frantsa = paradisa Ny fomba fijerin\'ny any Frantsa: - Mahantra izay mandeha lamasinina - Andafy = USA = Para... suite
répondu par fijo le 15/12/2004 21:04
fatsoraly ( 12/11/2004 05:47)
raikitra ny revy
raikitra ny revy ao Israely, fety be e! Faly avokoa na ny mpitondra na ny mpanohitra. Iza koa no hirevy @ izao fihafaran\'ny ramadama izao? :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D ... suite
répondu par kitjo le 13/11/2004 13:59
fatsoraly ( 10/11/2004 02:18)
soisa
hono ho aho? Lany ihany ve ilay volavolan-dalana mamela malalaka ny fifohana rongony \"malefaka\" any Soisa? Tsy mandeha intsony angamba ny bankin-dry zareo dia mitady fidiram-bola hafa? hahaha... suite
répondu par fijo le 11/11/2004 21:54
fatsoraly ( 10/11/2004 01:59)
Tana in love
ahoana ity Tana in love @ zoma ity toa tsy mba misy artista mpanao kalon\'ny fahiny sahaza anay efa zokinjokiny mihitsy? Izaho anefa mba te andeha!... suite
répondu par fijo le 16/11/2004 21:59
fatsoraly ( 09/11/2004 02:46)
Baomba nokliary
Al Baradei tany Sydney t@ omaly: \"Wettlauf mit der Zeit\" http://onnachrichten.t-online.de/c/27/30/97/2730972.html... suite
répondu par kitjo le 15/11/2004 07:29
fatsoraly ( 07/11/2004 02:28)
Teny fankaherezana
Tsy hiady hevitra aho fa ho fanalana ny ahiahy @ isika mino ny Baiboly dia mba hitondra teny fankaherezana. 1) Mifampivavaha mba tsy ho mora voarebireby isika ka tsy hisalasala na dia kely akory ... suite
répondu par fijo le 10/11/2004 22:14
fatsoraly ( 05/11/2004 03:23)
Box
ahoana ny hevitrareo @ ireny mpivaro-mangahazo ireny? Tsy ilay izy eny @ sisin-dalana no tiako tsipihina fa ilay fandrahoany azy: Efa mihoatra mitafotafo be ilay vilany dia saromana \"harona\" plasti... suite
répondu par fijo le 15/11/2004 23:26
fatsoraly ( 05/11/2004 02:33)
ahoana marina?
Nareo ve nahare an\'ilay \"honohono\" fahiny hoe ilay 1lahy taloha hono rehefa manao sampy dia manitsakitsaka Baiboly? Dia eo no apetrako ny fanontaniana hoe fa inona no mahatonga ny olona hanenjika ... suite
répondu par annie le 11/04/2005 17:22
fatsoraly ( 03/11/2004 09:38)
Authentique ve hono sa tsia?
Tomba-pananana nataon\'i Arafat. MIala tsiny raha tsy voadika t@ teny Malagasy fa mbola toran\'ny hehy aho. http://www.jewishworldreview.com/jordan/max_arafat_will.php3?printer_friendly... suite
répondu par fijo le 16/11/2004 23:44
fatsoraly ( 02/11/2004 04:16)
citations tian\'i ramaso avoaka eto
I directed my question to the Imam and asked: \"Please, correct me if I\'m wrong, but I understand that most Imams and clerics of Islam have declared a holy jihad [Holy war] against the infidels of th... suite
répondu par ramaso le 01/12/2004 23:59
fatsoraly ( 02/11/2004 03:52)
European Union
Izy tiy moa dia zava-marina ka manalasala ihany ny hametraka azy any @ hatsikana. LE PARADIA EUROPEEN : Les Allemands fabriquent les voitures, les Anglais font la police, les Français font la cui... suite
répondu par ramaso le 22/11/2004 17:37
fatsoraly ( 01/11/2004 03:19)
karazam-pinoana?
Taoism: Shit happens. Confucianism: Confucious says, shit happens. Buddhism: If shit happens, it isn\'t really shit. Zen: What is the sound of shit happening? Hinduism: This shit happened before. ... suite
répondu par pitchou le 21/11/2004 10:29
fatsoraly ( 30/10/2004 06:10)
LMD
mba aharaka ve ireo mpampianatra @ oniversite Malagasy ireo @ fiovan\'ny fampianarana ho LMD? Ny frantsay aza ity toa vizana sy mimenomenona. :-D ... suite
répondu par fijo le 04/02/2005 05:29
fatsoraly ( 30/10/2004 05:55)
tena sarotra an!
tena sarotra dia sarotra (tsy miteny aho hoe tsy azo heverina) ny hidiran\'ny rameva @ vodifanjaitra. :°) Fa ny mpanakarena no mety tafiditra @ vodin-drameva :°) Augenzeuge aho :-D ... suite
répondu par fijo le 29/11/2004 22:21
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0113