ahoana marina?

1. fatsoraly ( 05/11/2004 02:33)
Nareo ve nahare an\'ilay \"honohono\" fahiny hoe ilay 1lahy taloha hono rehefa manao sampy dia manitsakitsaka Baiboly?
Dia eo no apetrako ny fanontaniana hoe fa inona no mahatonga ny olona hanenjika ny Baiboly, dia ilay boky nodorana nefa tsy levona?
novalian'i annie ny 11/04/2005 17:22
2. ikaretsaka ( 05/11/2004 04:24)
samy hafa ny manenjika sy milaza hoe \"tsy ampy raha io ihany\"
3. fatsoraly ( 05/11/2004 05:09)
tsy izay ilay fanontaniana :)
4. ikaretsaka ( 05/11/2004 05:14)
ilay hoe manenjka roo tsary haiko hoa fa maninona angaha izany hoe fa akory angaha fa ilay tsy ampy ny haiko hoa fa manakory!
5. ramoul ( 05/11/2004 14:16)
:?: :?: :?: tsisy azoko mintsy ny tinareo lazaina klé :?: :?: :lol:
ikaretsaka mba azavao kley we fa tena tsy azoko mintsy i?
6. fatsoraly ( 06/11/2004 01:25)
misaotra ramaso a. Tena marina izany :wink:
7. ikaretsaka ( 06/11/2004 01:29)
de aza hitsakitsahina ny sampin\'ny olona sy ny finoan\'ny olona hoe finoanoamp[oana rehefa izany..
8. fijo ( 08/11/2004 23:42)
izay ry ika.
9. ikaretsaka ( 08/11/2004 23:44)
dia izya manitsakitsaka sy manendrikendrina ny an\'ny hafa ho finoanoampoana no aoka hahatsiaro tena ..
10. booboo ( 02/12/2004 19:33)
na \"mitsimpona isaka ny an-dalana \" ara izy, tafiditra ao koa zay ? :wink:
11. fijo ( 02/12/2004 21:36)
ie dia samia fotsiny mahay mamalifaly ny tenany e.
12. annie ( 11/04/2005 17:22)
fatsoralahy!
enjehina ny baiboly satrai manelingelina ny sasany izay minia tsy te ahalala azy!
nodorana izy t@ zany fotoana izany satria manota fady ny sampy izay notopoin'ny mpanjaka
karetsaka! fa angaha de tena manoko be mihintsy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2595