Fety sy asaramanitra

1. fatsoraly ( 17/11/2004 09:40)
Akaky ity ny fankalazana ny krismasy sy ny taom-baovao 2005 (AD). Mitandrema tsara ianareo any ivelany rehefa mandefa zavatra kely na vola @ paositra ho anay aty an-tanindrazana. Raha azo atao dia andoavy fiantohana mihitsy raha entana no alefa fa iaraha-mahafantatra sy miharihary sahala @ tafika andrefan-tanana ny hadalana ataon\'ny mpiasan\'ny paositra sasany.

Trafo-kena ome-mahery; am-bava homana, am-po mieritreritra.
2. ravatorano ( 17/11/2004 10:41)
marina io fatsoraly.
izaho izao defa voan io satria nisy zandriko izxay tany ampita tany nadefa colis taty andro fety toy izao d najavona ny tao anatiny fa efa nisokatra le carton fa niscotsséna fotsiny ary dia celophane no be tao fa tsisy n inn akory.
Mitandrema ihany mba tsy ho very entana
3. yonikafopl ( 17/11/2004 20:58)
oujiiiiii fa awona ary zany, toa we efa henjana be zao ny fitondrana kou nahoana no misy manao an\'zany ihany????
4. ramoul ( 17/11/2004 21:04)
Zany ve ry yonikafopl de hoeverinao we tsy hisy intsony?
am\' zao andro fety zao mintsy ary no tena fganararaotany fa ny colis avy aty am\' tany lavitra no tena betsaka entana ao anatiny.
Mila fanarahamaso tsara ny any am\' paositra fa tsy lasa tsony io fangalarana io :evil:
5. fijo ( 17/11/2004 21:11)
sary aza moa nama hitandry zalahy hangalarina ko.maika fa entana?
6. iriniaina ( 18/11/2004 12:55)
:-D :-D
7. yonikafopl ( 18/11/2004 19:46)
ramaso hihihihhihihihhih
marina ve zany ry bichette???
8. fijo ( 18/11/2004 22:38)
aiza i bichette o
9. ikaretsaka ( 20/11/2004 03:53)
zany hono ry bibi?
10. yonikafopl ( 21/11/2004 18:52)
bichette o!!!!!
11. booboo ( 26/11/2004 16:27)
fa lasa aiza i ra :roll: ...bichette
Lasa natsaka rano ?
:-P :-*
12. mumu ( 26/11/2004 19:44)
:-D
13. ikaretsaka ( 26/11/2004 22:28)
Ramaso> f;angaha lasa i Bichette indray izoa ny maitresse?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.746