Baomba nokliary

1. fatsoraly ( 09/11/2004 02:46)
Al Baradei tany Sydney t@ omaly: \"Wettlauf mit der Zeit\"

http://onnachrichten.t-online.de/c/27/30/97/2730972.html
novalian'i kitjo ny 15/11/2004 07:29
2. maditra ( 09/11/2004 14:20)
Fa inona koa ahaizanay an\'io? :/ :^) :-P
3. ramoul ( 09/11/2004 15:49)
:?: :?: :?: mba misy mahay miteny am\' teny tsy fantatra ve kay tsika ato mba andika an\' iofa tena tsy mahay zah รด! :?: :?: :?:
4. fijo ( 09/11/2004 20:51)
sao dia ompa lety io a.
5. fatsoraly ( 10/11/2004 02:00)
vive la frantsa hono e. hahaha!
6. fijo ( 10/11/2004 22:59)
izay koa no tsara fa izahy ve hofaty aty le.
7. kitjo ( 15/11/2004 07:29)
Marina fa samy afaka manoratra izay tiany hosoratana ato fa raha resaka tsy misy idiran\' ny olona sy fantatra fa tsy ho hain\' ny olona kosa tsy tokony apetraka.

Farafaharatsiny voaboasana ilay hevitra fintinina dia apetraka eo fts ilay link ho an\' izay mahay....ty hevitra ity zao d tsy hita hoe ho atao inona

za lou tsy mahay e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.084