tena sarotra an!

1. fatsoraly ( 30/10/2004 05:55)
tena sarotra dia sarotra (tsy miteny aho hoe tsy azo heverina) ny hidiran\'ny rameva @ vodifanjaitra. :°)
Fa ny mpanakarena no mety tafiditra @ vodin-drameva :°)

Augenzeuge aho :-D
novalian'i fijo ny 29/11/2004 22:21
2. hery ( 30/10/2004 20:23)
Raha misy mahavita mamorona fanjaitra ngeza noho ny rameva (Guiness record ohatra) dia mety ho tafiditra ao amin\'ny vodifanjaitra ihany ny rameva...
3. ikaretsaka ( 30/10/2004 23:50)
na atao clone ny rameva de ovaina ogm lasa rameva nain dia hanaovana fanjaitra salastsalany... possible koa izany izao
4. kitjo ( 31/10/2004 14:47)
Fa efa tsy fanjaitra tsn ny anarany amzany ry Hery an
5. yonikafopl ( 31/10/2004 16:55)
dia raha toa ka sendra ireny mpanankarena trozona be ireny ve ry fatsoraly ilay rameva tsy hampalahelo ny hahazo azy?? :-D
6. sipagasy ( 31/10/2004 19:32)
:-D
7. fatsoraly ( 01/11/2004 03:17)
hery> dia ilay lamosiny midongodongona tsy tafiditra ihany fa sahala @ vonan\'ny kofehy rehefa manjatitra

ikaretsaka> voararan\'ny lalanan\'ny olombelona ny fanaovana clone

yonika> tena mba hevitra fopla koa iny an!
:-D
8. yonikafopl ( 01/11/2004 15:41)
:^) :^) :^) :^)
9. fijo ( 01/11/2004 21:23)
ny mpanakarena ve no tiana henjehana eto sa ny inona?
10. fijo ( 01/11/2004 22:59)
izay no marina :-P
11. fatsoraly ( 02/11/2004 04:20)
fijo> tsy misy tiana enjehina mihitsy ka. Sa lisany te hanenjika vao nahita an\'ilay resa-b..iby? Miavaka eny foana ny mpanenjika e. hahaha!
12. ravatorano ( 02/11/2004 07:40)
misy rameva mifanenjika ato manao PMU nefa ny gain toa kely loatra fa fanjaitra iray
Lesany wa ????????/ :x
13. fijo ( 02/11/2004 23:37)
fatsoraly a>tsy mbola nanenjika olona tato aho.raha mahita iray dia mba havoay hoe?
14. fatsoraly ( 03/11/2004 01:21)
ka tsy olona fa ilay resa-b...biby ka :)
15. ikaretsaka ( 03/11/2004 05:25)
course rameva le.. de le mpanakarena miloka PMU
16. fijo ( 03/11/2004 22:59)
hay tsy nahita olona naratsiako.ok izany.
17. fijo ( 04/11/2004 21:14)
amen e
18. ikaretsaka ( 04/11/2004 22:14)
fa iza no jockey anareo ao e? i fatsoraly ve?
19. fijo ( 04/11/2004 22:52)
iny tsy izy ka
20. marimarbellanda ( 10/11/2004 13:03)
raha jerena ny fiainana iainantsika izao dia efa atomotra ny andro farany ;ka ny hoe sarotra ? tsy sarotra satria aminy maha christiane antsika dia ny mikatsaka ny ao ambony no tanjona ka ny didy 10 raha jerena dia tsy misy mahatanteraka izany na dia iray aza aminy maha panota antsika kanefa js efa manambara fa na dia ho toy ny jaky aza ny fahotanareo dia ho fotsiko ho toiny orampanala ka hita fa tia antsika js ;ny fomba anatanterahantsika ny didy ireo no dikany ary isika de mihevera tsara fa efa indro js mandondona eo ambaravarano ny azo atao dia miezaka manantona azy isanandro .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2805