tena sarotra an!
21. fijo
(
10/11/2004 22:21)
ka raha izany dia ndao hanota daholo fa hoavotra ihany ko.aninona hiandry fotsiny eo le
22. xxx
(
10/11/2004 22:27)
fijo> ela nga efa resy laatra fa tsy avotra tsony de mtady namana? :-D :-D :-D :-D :-D :-D
23. kally
(
11/11/2004 09:30)
Ramaso> rehefa maharikoriko anareo ilay olona mitsimpona isan\'andalana dia mandehana any @ adihevitra hafa fa tsy olana izany fa aza manimba ady hevitra eo e! :wink:
24. fijo
(
11/11/2004 21:35)
namana hirevena no tadiaviko fa izay havotra sy tsy avotra anytsy olana amiko.
25. ikaretsaka
(
29/11/2004 04:50)
zay mihitsy ra fijo aa :-D
hozizy ny hiran\'i sareraka izay hoe ireny mpitory teny rehetra ireny ve garanti fa ho any an-danitra daholo?
Za zany manontany ohatran\'ny manontany rehetra!
hozizy ny hiran\'i sareraka izay hoe ireny mpitory teny rehetra ireny ve garanti fa ho any an-danitra daholo?
Za zany manontany ohatran\'ny manontany rehetra!
