citations tian\'i ramaso avoaka eto

1. fatsoraly ( 02/11/2004 04:16)
I directed my question to the Imam and asked: \"Please, correct me if I\'m wrong, but I understand that most Imams and clerics of Islam have declared a holy jihad [Holy war] against the infidels of the world. And, that by killing an infidel, which is a command to all Muslims, they are assured of a place in heaven. If that\'s the case, can you give me
the definition of an infidel?\"
There was no disagreement with my statements and without hesitation he replied, \"Non-believers!\"
I responded, \"So, let me make sure I have this straight. All followers of Allah have been commanded to kill everyone who is not of your faith so they can go to Heaven. Is that correct?\"
The expression on his face changed from one of authority and command to that of a little boy who had just gotten caught with his hand in the cookie jar.
He sheepishly replied, \"Yes.\"

Rick Mathes
novalian'i ramaso ny 01/12/2004 23:59
2. loockx ( 02/11/2004 04:31)
tsy milay miitsy wa le resaka fanatisme, na silamo io na kristianina. Aleo manaja ny an\'ny hafa fa tsy mifanenjika e
3. fatsoraly ( 02/11/2004 04:35)
interview io fa tsy fanenjehana na dia ny hamono anao aza ny tanjon\'ny hafa. Izany no nanoratako ilay anarana hoe Rick Mathes sao dia izaho indray no lazainy fa mangalatra ny zavatra noteneniny. :wink:

rehefa mino dia MINO ary rehefa tsy mino dia TSY mino. Tsy misy ny hoe moderate sy extremist fa lainga sy fialana bala fotsiny izany
4. loockx ( 02/11/2004 05:52)
Ny tiko tenenina d le oe finoana mifanenjika sy mitady ny hamono ny tsy mitovy firehankevitra aminy e. Na samy kristianina aza moa mifamono ny sasany na mivantana (Irlande) na ankolaka (EURD tany Fianarantsoa).
Ny mety d oe tano ny anao fa hajao ny an\'ny hafa, d samy manana ny safidiny eny e, na mino na tsy mino, na mino an\'ny atsy na mino ny an\'ny aroa.
5. fatsoraly ( 02/11/2004 06:43)
azafady raha izay fa tsy nanenjika aho fa mety tsy nifankahazo ny resaka. :wink:

Ny ahy aloha dia tanako tokoa fa dia misaotra marina an! Tanako mafy izay ananako mba tsy hisy handrombaka ny satro-boninahitro.

Ilay hoe hajao ny an\'ny hafa aloha dia tsia! Izany hoe tsy mandraraha ny azy fotsiny tsotra izao aho fa anjarany izany.rehefa izay no hitany fa mety.

Tompon\'andraikitra feno @ safidiny ny tsirairay. Noho izany tsy tokony hisy ny hoe rehefa tsy mino an\'izao ilay olona dia vonoina.
6. loockx ( 02/11/2004 07:24)
azafady koa fa mba resaka amin\'ny ankapobeny ny ahy e. Tsy nety le fomba filazako azy d lasa noraisindrazoky hafa. Miala tsiny e
7. ravatorano ( 02/11/2004 07:35)
mahay miady hevitra nareo mitsamy kah
na tsy miraharaha an ilay fivavahana anakiray v ianao tsy efa manaja anazy ianao izay ?
Marina tokoa fa rehefa mino dia mino ny ankoatran izay dia bla bla ary rehefa tsy mino dia toy izay koa.
Ny finoana dia tokony ho tokana ihany ary dia anjaranao ny mihazona sy manaja izany finoanao izany na inn zany na inn , ary koa anjaranao ihany koa ny miraharaha na tsy ny an ny hafa
8. kitjo ( 02/11/2004 08:25)
Non believer v tsy hoe those who don t beleive?
Tokony hoe non beleiver of Allah zany

D hono wa, i Allah ve hafa noho ny Andriamanitry ny kristianina mitsy sa mitovy ihany fa ny fiantso azy no samihafa?
Fa mety hoe ny fomba andraisan olona azy koa o mety ho samihafa sa personnage 2 samihafa mihitsy ireo?

Manaraka, hono wa, iza kay no anaran\' i Andriamanitr\' isika kristianina, ilay Ray izany an, fa tsy Jesosy.
Nisy olona nanontany ahy an\'io manko dia tsy haiko izay novaliana.
Jeovah manko toa tsy anarana.....fa ilay anarana oh hoe Jesosy, Maria sns no tiako anontaniana

Misaotra!
9. loockx ( 02/11/2004 09:26)
Tsy spesialista akory ny tenanay, fa rah ny fahafantarako azy d we nitovy iany izy io taloh. Ny Antr\'i Abrahama ihany nge no Andriamanitry ny silamo e, zany hoe ny Andriamanitry ny kristianina. Fa nanomboka teo amin\'i Ismaela zanak\'i Abrahama tam mpanompony, izay namorona firenena hafa no nisaraka ny fivavahana 2. Nen\'ny silamo tsy dia nivoatra firy fa nijanona tamin\'ny fiheverana we Atra mpiady, fa nen\'ny kristianina niova ho Atra fitiavana tamin\'ny alalan\'i JK.
Tsitako ndray aloh ze anaran\'Atra hafa fa il est Dieu et c\'est tout. Asa raha misy zany, mba lazao ihany e
10. jhouhlambout ( 02/11/2004 10:19)
Ary ireny andriamanitra ny grecs taloha ireny? Toa misy ny A/tra ny rivotra, ny A/tra ny ady, ny A/tra ny rano, sy ny sisa......... ???? :?:
11. fatsoraly ( 02/11/2004 10:30)

http://www.islamreview.com/articles/nothingincommon.shtml fa tavaratra no nanoratra an\'io ary tsy mitovy mihitsy.

Adikako fohifohy ho an\'izay mila dikateny.

Fomba fiadin\'ny silamo ny miteny fa MISY ITOVIANA BETSAKA NY FINOANA SILAMO SY NY KRISTIANIA. Tanisainy ny fottra sasany ijoroan\'ny finoana silamo hita ao anatin\'ny Baiboly: Andriamanitra, Jesoa, Maria, ny Mpaminany, ny andro fitsarana sy ny paradisa.

Hoy i Mohammed tany Mecca fony izy kely hery taonjato 14 lasa izay: \"Ny andriamanitray dia mitovy amin\'ny Andriamanitrareo\" Surah 29:46
Nony taty aoriana, tany Medina dia niova hoe: \"Miadia @ olon\'ny Soratra Masina (Kristianina sy Jiosy) izay tsy mino ny fivavahana marina (silamo)...\" Surah 9:29

ny silamo dia:
- mampianatra valifaty. Surah 2:194
- manome alalana ny lehilahy hamono ny vadiny. Surah 4:34
- tsimaintsy apetraka @ alalan\'ny hery raha ilaina. Surah 2:193
- manameloka ho faty ireo miova finoana tsy ho silamo intsony. Hadith vol. 9:57
- mino fa any @ paradisa izy afaka misakafo sy misotro sy miray @ vehivavy...Surah 52:17, 19, 20 & 22-24




=> ny Andriamanitra inoan\'ny Kristianina dia tsy i allah ivavahan\'ny silamo

=> Jesoa amin\'ny finoana kristianina dia tsy i Isa @ silamo

=> ny Fanahy Masina @ kristianina dia tsy ny Anjely Gabriely @ silamo

=> ny famonjena @ kristianina dia noho ny fanolorantenan\'i Jesoa teo @ hazo fijaliana, fa tsy vokatry ny \"guerre sainte\" na \"jihad\"

=> ny lanitra @ kristianina dia tsy ny paradisa resahin\'ny silamo



12. fatsoraly ( 02/11/2004 10:47)
Toy izao ny voalazan\'i Kristy momba ny fampiorohoroana (terrorism):

\"Handroaka anareo hiala amin\'ny synagoga izy; eny, ho avy ny andro [ora], ka hataon\'izay rehetra mamono anareo fa manatitra fanompoam-pivavahana ho an\'Andriamanitra izy.\" Jaona 16:2


\"Ary izany no hataony, satria TSY FANTANY NA NY RAY NA IZAHO.\" Jaona 16:3
13. loockx ( 02/11/2004 12:28)
Tohanako miitsy ny hevitrao ry fatsoralahy. Ary tena midera ny finoana anananao. Za koa mpino kristianina toa anao. Ny tena mahavoa ny mpino kristianina sasany mantsy d rah tsy domina kely tsy miorina tsara amle finoana ananany, araky le lahatsoratra vao haingana iny e. Rah tsy misy doute kely tsy mikaroka ary tsy miorina tsara. Tena ilaina le ady hevitra e.
14. loockx ( 02/11/2004 12:35)
na zà aza ndraindray misy doute kely ihany fa le miady hevitra ôtr\'zao d afaka eny le izy
15. ikaretsaka ( 02/11/2004 14:07)
ary maninona no mifanaratsy e.. any @ le samy mino aloha handraisana azy
16. fijo ( 02/11/2004 22:37)
amiko tsy mino dia mitovy ianareo mino na silamo na kristianibna.ka mifanaja.fa ny kritsianina sasany koa anie ka manaraka io voalaza fa nolazain\'ny silamo eo ambony io e.
jereo ny any Irland.
17. fatsoraly ( 02/11/2004 22:45)
rehefa mino dia mino.
rehefa tsy mino dia tsy mino.
misy tsy mino satria tsy mahafantatra, misy tsy te hino fotsiny tsotra izao, misy tsy mino satria te hanenjika, ary misy koa ny tsy mino noho ny tahotra.
18. fijo ( 02/11/2004 23:35)
za tsy mino ary tsy matahotra,ka asa.
19. fatsoraly ( 03/11/2004 03:06)
ikaretsaka> tsy hitako izay hoe \"mifanaratsy\" teo. Fomba fijerinao azy angamba no nahatonga anao nitsara hoe ratsy izao sy izao.
:wink:
20. maditra ( 03/11/2004 04:27)
Zaho tsy mahay english et encore moins muslim. Oh my godness!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4078