citations tian\'i ramaso avoaka eto

41. ikaretsaka ( 10/11/2004 03:25)
ry mpiatsaravelatsihy!
42. fijo ( 10/11/2004 22:19)
tia fa tsy miresaka?????maizintsaina izany.
43. fatsoraly ( 11/11/2004 02:42)
ikaretsaka, ramaso, fijo> Misaotra anareo nampatsiahy ahy ny toetrako e. Ho tahian\'Andriamanitra anie ianareo tsirairay avy.
44. ikaretsaka ( 11/11/2004 04:19)
zay tahiany foana letsy fa tsy mila ampatsiahivina an!
45. fatsoraly ( 11/11/2004 05:31)
dia aza mivavaka @ olomasina intsony ary e. hahaha
46. ikaretsaka ( 11/11/2004 06:11)
nga ny olomasina hivavahana le?
47. pitchou ( 11/11/2004 18:23)
fatsoraly> tsy fiteny @teny gasy angaha le ery @ voalohany ary? sa natao ho an\'ny mahay an\'io fiteny nataonao io ihanyty resaka ity?azafady fa noheveriko hoe forum d nijery aho ka asa na diso na tsia?
48. fijo ( 11/11/2004 21:34)
ka nen\'i lery anie ry pitchou ny lazainy sy ny ataony samy hafa e.mety mivavaka izy nefa mety ho mpanao anterisetra olona koa.
mety mangataka zavatra moramora izy fa rehefa tsy manaiky enao dia mety tadiaviny atao ankery.
49. ikaretsaka ( 29/11/2004 04:46)
oha iznay koa ny fahitako an\'io
50. pitchou ( 29/11/2004 18:10)
mba saika handray anjra aho saingy tsy natao ho an\'ny gasy tsy miteny @ teny tsy fantatra ilay lohahevitra d aleo hitsaitsaika e!
51. fijo ( 29/11/2004 22:19)
hendry isika izany e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0073