citations tian\'i ramaso avoaka eto

21. ikaretsaka ( 03/11/2004 04:41)
fatsoraly>ka tsy tokony haratsiana be ohatra na oe hindraindraina hoe ny anareo ihany no marina dia mitady points maharatsy ilay tsy anareo.
raha raikitra mank ony ankitady dia mety mahita koa ny olona ao @ ilay finoana haratsianareo dia mifanaratsy eo nareo dia vao maika lasa tsy adihevitra ilay izy fa fifanebahana!
22. fatsoraly ( 03/11/2004 04:45)
izaho aloha tsy mahatsiaro manaratsy fa avelao izy hanao fa tsy maninona hojerena sao mahasoa.
Raha resaka fifanebahana indray efa betsaka ny hitako teto, ny sasany hatr@ fiainan\'olona manokana aza navoaka teto sy enjehina ary mbola mitohy any ambadika any. :-D
23. ikaretsaka ( 03/11/2004 05:11)
ilay fifanebahana> raha misy effets eo @ societe dia mety fa raha fiainana manokana dia tsy mety (samy manan any vision ny io misy mijery ary ho vie privee misy mijery ilay izy @ fiatraikany @ societe)

ilay hoe tsy mahatsiaro hoe manaratsy r> tsy misy iznay hoe adala izany ka hiapanga ny tenany sy hiteny hoe adala izy... na mpivaro mangahazo ka hiteny ny mangahazony ho lo anaty ... (fiteny malagasy io)
24. fatsoraly ( 03/11/2004 05:15)
hahaha! hay lasa misy fifanebahana mety sy tsy mety izany indray moa? hahaha! dia arakaraky ny \"vision\" ananan\'ny tsirairay ny mampety sy tsy mampety azy. Hitako indray iny manomboka androany fa ataoko mamay ny ato @ tanananay.
hahaha!
25. ikaretsaka ( 03/11/2004 05:18)
vakio le 2 eme partie ny nosoratako
26. fatsoraly ( 03/11/2004 05:24)
wow! izay izany no mahatonga ny olona miapanga ny olombelona mitovy aminy. Dia izay koa no anaovany fa mendrika sy mety ilay fanebahana olona manokana (araka ny vision-ny) satria izy tsy adala?

hahaha! efa misy fivoarana...hahaha
27. ikaretsaka ( 03/11/2004 05:27)
tena miha mahay ialahy! fa le rameva aloha mbola tsy tafiditar @ le vodi-panjaitran\'ny fisainan\' ialahy satria tery lotra ilay izy!
Bien!
28. fatsoraly ( 03/11/2004 05:28)
misaotra betsaka :wink:
29. ikaretsaka ( 03/11/2004 05:29)
ao @ zay mamaky baiboly ndray aloha ary!
30. fijo ( 03/11/2004 22:58)
fatsoraly>mba hilaina mivelatra ihany io fisainana sy finoana io fa aza dia atao tery be toa izao e.
31. fatsoraly ( 03/11/2004 23:00)
misaotra e. hahaha
32. fatsoraly ( 03/11/2004 23:20)
hahaha! mahagaga ahy ity ialahy. Milaza ny ao anaty Baiboly aho enjehina hoe maninona raha mba Quran na boky hafa no resahina? Eto indray aho milaza ny ao @ Quran dia mbola ny fitenenako Baiboly ihany no anenjehina ahy

Avoahy ny an\'lisany ary ho vakiako sao mba izay no mahasoa ahy e! hahaha
33. fijo ( 04/11/2004 21:12)
fatsoraly an mamakia bokyporno fa io tena mahasoa .
34. ikaretsaka ( 04/11/2004 22:13)
mety hampivelatra ny sainy iznay fa tandremo ra fijo an..
35. fijo ( 04/11/2004 22:51)
aleo letsy hivelatra kely fa tena tery loatra an.
36. fatsoraly ( 05/11/2004 02:22)
eee! tsy mamaky an\'izany aza ry fijo enjehina sy haratsiana eraky ny forum hoe tsy manara-dalana! Maika fa hanao an\'izany tsy vao maika asa fotsiny?
Fa misaotra aloha t@ ilay torohevitra e :)
37. fatsoraly ( 05/11/2004 02:37)
fijo> efa natoron\'i fijo an\'io koa izany ilay vavy tokanareo iny? :-D
38. fijo ( 08/11/2004 23:58)
azo atoro an\'io daholo ny olona rehetra izay mitady fafiny e.
39. ikaretsaka ( 09/11/2004 00:03)
ary fatsoraly nge sarotra atoro e
40. fijo ( 09/11/2004 21:57)
nefa tiany io fa mino aho.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3465