Fomba fijery isaky ny firenena

1. fatsoraly ( 12/11/2004 09:50)
Ny fomba fijery avy eto Madagasikara:
- Mahantra izay mandeha bisikilety
- Andafy = Frantsa = paradisa

Ny fomba fijerin\'ny any Frantsa:
- Mahantra izay mandeha lamasinina
- Andafy = USA = Paradisa

Ny fomba fijerin\'ny any Soisa
- Mahantra izay tsy mandeha mercedes, BMW na Porsche
- Andafy = Frantsa = Parasite

Ny fomba fijerin\'ny any Netherlands:
- Mahantra izay tsy manana bisikilety tranainy be
- Andafy = Coffee shop

Ny fomba fijerin\'ny any @ rainiboto
- Mahantra izay mandeha fiara frantsay
- Andafy = McDonald, Coca Cola

Ny fomba fijerin\'ny any Austria (Autriche)
- Mahantra...izay miteny anglisy
- Andafy = Rainiboto

Ny fomba fijerin\'ny any Australia
- Mahantra izay tsy mitaingi-tsaovaly
- Andafy = Tasmania

Ny fomba fijerin\'ny any Singapore
- Mahantra izay mitaingina bus
- Andafy = Kuala Lumpur, Malaysia

Ny fomba fijerin\'ny any Canada
- Mahantra izay......eeeeeh! hahaha.
- Andafy = Les Etats (zamerika)

Ny fomba fijerin\'ny any Malaysia
(@ taom-baovao tantaraiko)
novalian'i fijo ny 15/12/2004 21:04
2. ramoul ( 12/11/2004 13:53)
:-D :-D
de miandry zah zay am\' taom-baovao fatsoraly an!
3. ikaretsaka ( 12/11/2004 14:48)
Fomba fijerin\'ny any USA
Mahantra izay... Be protocole!
Andafy= Any moyen orient=sao maty sy lasa takalon\'aina any=cimetiere any
4. bichette ( 12/11/2004 15:19)
:roll:
5. wawawa ( 12/11/2004 16:12)
fa in le rainboto fa tara be za :?:
6. ikaretsaka ( 12/11/2004 16:22)
allemands no atao hoe rainiboto ry wawawa an
7. kitjo ( 14/11/2004 22:55)
fatsoraly> ahitsiko ilay SIngapore

:arrow: mandeha @fitateram-bahoaka aby ny olona nohon\' ny hakelin\' ny toerana dia vitsy ny manana fiara sady tsy ampy iveziveze\' ny fiara.
Ho an\' ireo misy zavatra atao @ alina, hamonjy fety, mitondra zazakely...matetika no mitondra fiara ny olona.

:arrow: mahantra ny olona tsy mahavita bachelor (degree) satria io ny reqirement ambany inddra eo @ tsenan\' ny asa.
Rehefa tsy manana ka te hiasa dia mahazo ireo lazain zareo hoe \"underemployment\" (asa ambany).....mamafa lalana, faktera, ....dia ny thai sy karana no tena manao azy.

andafy= USA na Australia

Malaysia fitsangatsanganana sy fiantsenana fts, ohatry ny ao ol ao Iarivo mande any Bira refa week end....na any Mahanoro andeha hiantsena ao Toamasina
8. rambofrau ( 15/11/2004 17:01)

Marina ilay momba ny Rainiboto eh,ahoana kosa moa no handeha fiara frantsay (renault,peugeot) nefa ry zareo no tena mpanamboatra daba milay indrindra (mercedes,BMW, Audi,Golf, Polo,Opel.......etc)??????? :x
Andafy= Mallorca (les Majorques any Espagne)
9. fatsoraly ( 15/11/2004 22:22)
rambofrau> Trotzdem wollen die Leute bei McDonald gerne essen oder? :wink:
10. fijo ( 15/11/2004 22:25)
fomba fijeriko manokana
mahantra ny tany be karana.
andafy =frantsa sy zamerika
11. lejim ( 20/11/2004 01:15)
Fomba fijerin\'olo any ambanivolonay any: Mahantra izay tsy manan-davania.
An-dafy: toamasina
12. kally ( 20/11/2004 08:35)
Any an-tanànay an! mahantra izay tsy maka mpihira gasy rehefa famadihana,manankarena izay manana télé sy batterie handefasana azy ary manana seza salon.Dia ny ahafantarana ny vadin\'ny mpanankarena an!manao solomaso marary maso ary manao penoara isan-karazany rehefa eny an-tanàna.

13. chipie1 ( 20/11/2004 13:27)
kally hadinondroky fa any bira kou ane mahantra ze tsy manao famadihana e? sa diso za?
14. kally ( 21/11/2004 00:15)
Chipie>any indray anga efa mba ville dia tsy mifankahita hoe ia ro namadika na tsia fa any an-tanànanay shavy de hita eo!
15. kitjo ( 02/12/2004 08:59)
kally> ie marina maitsy io...hihihihi
D manao pomety ko ny mpanankarena sy sarindoha vaovao d elo refa mamonjy famadihana.
D mamono kisoa 4 d mividy pile SIPED bedabe na batery andefasana radio k7
16. xxx ( 02/12/2004 10:25)
kally angaha manao famadihana ?
mamitiana
17. kally ( 02/12/2004 15:53)
F\'ahoana?handeha angaha ry Mamitiana?
18. xxx ( 02/12/2004 16:09)
tsy manao famadihana izany za
19. kally ( 02/12/2004 17:57)
Ary rehefa te-hahalala ny fiainako manokana i Mamitiana dia manorata mivantana @ sisa fa manjary mampivadika resa-porum ary! :wink:

Kitjo> Eny marina dia maika hihinana be menaka @ haronkely she apitso

20. fijo ( 02/12/2004 22:18)
za handeha ry kally an.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2024