Fomba fijery isaky ny firenena
41. tsyandevo
(
11/12/2004 02:32)
Ikaretsaka, ny fazaoko an\'iny toko de oe refa gauche de gauche refa droite de droite fa tsy misababaka. de ise anisan\'le pamadika sa anisan\'ny kristianina sa le pimamo?
xxx, panao x tapany ko nga se?
xxx, panao x tapany ko nga se?
42. ikaretsaka
(
11/12/2004 02:52)
misy fotoana aho kristianina miangona any ampiangonana. misy fotoana aho mpamadika razana.
nisy mompera malagasy nalaza izay (tahio izy fa lasan-ko razana) nampianatra anay niteny hoe ny fiainana dia ohatran\'ny lakilasy ihany rehefa cours de philo de philo ny atao.. de rehefa cours de maths de maths atao, rehefa mivavaka dia mivavaka atao. tsy misy avela ireo nefa samy manana ny fotoanany. raha philo rery ny ataonao mandritra ny taom-pianarana dia tsy mifindra ianao, raha mivavaka irery de tsy mifindra, raha math rery de tsy mifindra, raha miaraka atao @ fotoana 1 de tsy mifindra...
Izay no ilazana ilay hoe \"misy fotoanany ny zavatra rehetra\"

43. tsilan
(
11/12/2004 07:08)
Manja le fijery ra Fatsoraly an
Izaho koa eto vao mahita fa hay moa ireto gasy maro be aty an-dafy ireto ka zanaky ny olona tsy mafiady tany amin\'ny tanana akory.
Dia io mercedes sy BM io mihintsy no fijeriny.
Mbola ela y gasy vao hitovy amin\'ny sinoa sy ny any asia. Ny gasy mantsy rehefa mahay dia misolelaka vdm-bazaha. Fa ny sinoa sy ny Karana rehefa mahay dia mampita izay hainy any an-tanidnrazana aloha mba hivoarana.
indrisy anefa. Fa ilay gasy lasa any an-dafy tsy mahay ny filan\'y tantsahany akory ary tsy mahay ny teniny akory
veloma eh

44. kally
(
11/12/2004 09:10)
Tsilan> Ny gasy dia gasy,tsy te-hitovy @ sinoa na haka tahaka ny karana.Ny olona toa anareo itony mihitsy ilay mirefarefa @ tany ny fisainany tsy mba mahay mamoaka hevitra afa-tsy ny manompa.Soa fa tsy ohatry ny fitaizan\'ny renin\'i Tsilan daholo ny renin\'ny gasy fa angamba dia afa-baraka.
45. fijo
(
15/12/2004 21:04)
marina izany ry kally,ary i ratsilan io mino mihintsy aho fa raha ny fijaliko tany mada tsy zakan\'io.ka aza manao resaka toa io.tsy izay koa no hitsarana olona fa ny zavatra vitany sy hataony.
ilay hoe manampahaizana milelaka vazaha aloha mety misy izay,fa mino aho fa tsy ny rehetra.
mivilana be le fitsarana,ary toa misy faahasosorana ilay fototra hitsarana ka ratsy.