Authentique ve hono sa tsia?
1. fatsoraly
(
03/11/2004 09:38)
Tomba-pananana nataon\'i Arafat. MIala tsiny raha tsy voadika t@ teny Malagasy fa mbola toran\'ny hehy aho.
http://www.jewishworldreview.com/jordan/max_arafat_will.php3?printer_friendly
http://www.jewishworldreview.com/jordan/max_arafat_will.php3?printer_friendly
novalian'i fijo ny 16/11/2004 23:44
2. ramoul
(
03/11/2004 13:11)
hihih ra tsy voadika am\' teny gasy io tsy ho azoko mintsy ny dikany fatsoraly à! :lol:
6. fatsoraly
(
03/11/2004 22:13)
ka na nanoratra tomba-pananana \"ho antsika\" aza ve lesy iny tsy efa ho tazomin\'ny foriera daholo koa? hahaha!
8. fatsoraly
(
04/11/2004 08:25)
http://news.bbc.co.uk/media/images/38121000/jpg/_38121723_ratsiraka300afp.jpg aloha ny \"tombany\" fa ny \"fananany\" @ manaraka :-D
9. fatsoraly
(
04/11/2004 08:29)
Efa mba niarahaba azy ve lisany aloha ry kamarady isany fa anniversaire-ny anie androny e? :-D
Arahabao izy aloha dia avy eo asaivo manoratra le tomba-pananana :-D
Arahabao izy aloha dia avy eo asaivo manoratra le tomba-pananana :-D