Ny tontolo iainantsika

1. fatsoraly ( 14/01/2005 01:44)
UNEP (PNUE) 06 January 2005

Water-borne and tropical communicable diseases are widespread as a result of contamination of water supplies by human waste. The Comoros, for example, suffered cholera epidemics in 1975, 1998 and 2001.
In Madagascar, up to 25 per cent of children can be affected during the rainy season. This is directly linked to water quality and sewage contamination.

Poor disposal of waste, especially containers, is also generating increased risk of malarial infections especially in Madagascar and the Comoros. The containers, ranging from old plastic bags to paint tins, accumulate rainwater, which is an ideal breeding ground for the disease carrying insects.
In Madagascar, only six per cent of rubbish and wastes are routinely collected. Over half the population dispose their waste “anywhere convenient” including on or near beaches and in mangrove swamps.

Modia @ izay ianareo any ivelany any fa aza avela ho latsaka an-katerena tahaka izao Madagasikara e! Omenay karama ariary! :-D
novalian'i fatsoraly ny 17/01/2005 02:53
2. soitx ( 14/01/2005 18:59)
Tsy ny avy any ivelany ihany anie ry fatsoraly no hany afaka manarina ny firenena fa ny malagasy eto an-tanindrazana koa e. Sady ny eto efa manomboka zatra mandray ariary :? :?
3. xxx ( 15/01/2005 20:55)
Tsy maha te hody ry fatsoraly ny ataon\'ny fitondrana @à izao a !
4. fatsoraly ( 16/01/2005 06:19)
xxx>Andriamatoa Filoha kosa anie tsy niteny taminareo hoe \"modia\" fa hoy izy hoe:
\"lazao azy raha manana projet ianareo fa hanampy ny fitondrana @ fanatanterahana\"
(sous-entendu hoe: omeo sopapa fotsiny izy raha manan-kevitra ianareo anaovany azy fa aza mody izany)

=> raha te hody dia mila mampiasa saina, manao sy manangana zavatra tsy hainy sinon....????
5. cutie ( 16/01/2005 18:17)
Anjarantsika tsirairay avy no tokony manao ze mety fa tsy ny we ny avy ivelany fona no asaona mody sy ny sisa....
In le we sinon .................... fatsoraly??
6. fatsoraly ( 17/01/2005 02:53)
cutie> sinon http://www.madagascar-tribune.com/images/dessin500
La carricature parle d\'elle même. zay iany fa za bola te oela velona.
veloma
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2563