Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
sariaka91 ( 10/07/2004 10:57)
tsy ilaina kapohina ny zaza
Amin'izao fotoanan'ny fandrosoana sy fivoarantsaina izao, mbola ekenareo ve ilay fitenenana hoe "ny zaza tiana no anarina sy faizina", sa ho ezahina ny tsy hikasihintanana ny zanaka fa torohevitra sy ... tohiny
novalian'i sofina ny 03/03/2005 08:03
xxx ( 09/07/2004 19:40)
milaybefoana
DEVINETTE - Qu'est-ce donc ? Quelle est cette chose qui s'allonge quand on la prend entre les mains, quand on la passe entre les seins et que l'on introduit dans un trou ? Alors ? ? ? ?... tohiny
novalian'i ramoul ny 24/08/2004 15:39
imailaka ( 09/07/2004 14:07)
Quartier libre?mety ve ? hatraiza ny fetrany ?
mifanaraka zany ny mpivady 1 oe mba samy manana andro iray isambolana ( tsy andro mitovy, raha misy ankizy mankou de mifandimby miandry ) miala maraina de miverina ny ampitso maraina, atao hoe "karti... tohiny
novalian'i fijo ny 12/08/2004 00:44
camkz ( 09/07/2004 10:08)
governemanta iraisampirenena ve ity ?
Tato ho ato dia nifamahofaho be ihany ny tontolo iainana arapolitika teo @ tsika .Ny zavatra tsapako dia misy finiavana ihany teo @ ireo mpitondra fanjakana nisy teto fony izy ireo tsy teo @ toerany s... tohiny
novalian'i nykanto ny 09/07/2004 13:34
fijo ( 09/07/2004 04:27)
lasa kely
salama aby e, dia handao kely antsika namana eto izany i fijo,fa somary mba hamonjy ny any an tanana.mahereza aby e. fijo... tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2004 23:49
xxx ( 08/07/2004 23:25)
amour a distance
Possible ve io e?... tohiny
novalian'i fijo ny 11/08/2004 23:53
hendry ( 08/07/2004 14:52)
saron-doha
Ady hevitra mandeha @ firenena eropeanina ny tsy amelàna ny vehivavy musulman hitondra ny saron-dohany @ toeram-piasàny toy ny toeram-pianarana sy ny sisa. Mpianatra (musulman) iray koa no mitantar... tohiny
novalian'i booboo ny 02/08/2004 06:36
lema ( 08/07/2004 14:40)
lhl lesy ka lhl ihany
ny lehilahy hono tsy mba ratsy. ahona ny hevitry ny sipa amizany?... tohiny
novalian'i mimich ny 19/07/2004 07:24
peluche ( 08/07/2004 11:20)
any singapour
tsy aiko zay fahamarinany fa naheno aho hoe voasazy izy mandrora eny an-dalana,izay mitsako chew-gum,izay tsy mandefa rano avy ao @ wc.Raha aty @ntsika hono no hasiana an'izany,asa fotsiny.... tohiny
novalian'i kitjo ny 24/07/2004 10:58
vatosoa ( 08/07/2004 08:14)
extrait de film
Samia milaza extrait na teny kely tao amina film mba tianao! Ex: 1-"Je m'appelle Bond, Jaaamees Bond" t@ film efa samy efa fantatry ny rehetra 2-"je te retrouverai comme tu m'as retrouvé" extra... tohiny
novalian'i moi ny 08/03/2005 11:33
hendry ( 08/07/2004 07:56)
lohahevitra
Indraindray dia betsaka lohahevitra vaovao mahaliana be eto @ takelaka, indraindray nefa dia ny eo ihany no miverimberina. Ohatran´ny misy fotoana zany miaraka mahita lazaina daholo sika, misy fotoan... tohiny
novalian'i atmos ny 14/07/2004 15:48
bimps ( 08/07/2004 05:32)
Ny fivarotan-tena sy ny ....?
Mitombo andro aman'alina mihintsy ny mpivarotena eto amintsika. Tsy @ alina irery intsony mantsy no misy azy ireny fa efa @ atoandro koa, sa efa mihahenjana ny fifaninanana? Ny fahantrana ve sa ny fa... tohiny
xxx ( 07/07/2004 22:03)
Ny asa eny ambanivohitra marina ve tsy natao ho an'ireo nianatra eh
Avy ary ambany ary ity no nentiko niakatra teto fa mba nahaliana ahy eh "Ny lehilahy leisy ry Jaombilo tsy boka erintaona an. Raha nianatra ianao dia mba ampiasao hamoronana ny fahaizana fa aza manai... tohiny
novalian'i cynthia4 ny 22/03/2005 03:19
wawawa ( 07/07/2004 18:38)
sipa manao piercing
Inona ny hevitrareo bandy @ sipa manao piercing bedabe?... tohiny
novalian'i vegas ny 10/07/2004 19:45
wawawa ( 07/07/2004 16:28)
Fa maninona no misy hoe vady be dia vady kely?
Inona mht no teny antony hampirafesana e?... tohiny
novalian'i fijo ny 12/08/2004 00:46
wawawa ( 07/07/2004 15:13)
La Maody
Fa maninona wa bizarre ve foana ny akanjo any @ defile de mode reny e?... tohiny
lema ( 07/07/2004 14:40)
fitiavana daholo zany
iza no efa raiki-pitia t@ vadin'olona na efa niaraka mihitsy ? za oua misy sipa efa manana zanaka sy manambady te hiaraka amiko. inn no fika amizany kay? za zokiko 15 ans lé sipa nefa zay samy sim... tohiny
novalian'i ramaso ny 01/11/2004 22:06
mimich ( 07/07/2004 08:07)
serasera.org, hay dimy taona @ ity 2004 ity
Sendra namaky ny tantaran’ny serasera aho io dia nahatsikaritra fa hay efa 5 taona 2004 ity ny tranokala sa vohikala serasera.org . Dia miarahaba an’i hery sy ny namany tonga @ izao fahad... tohiny
novalian'i kitjo ny 10/07/2004 17:01
xxx ( 07/07/2004 07:42)
Devinetty milaybe
Quelle est la différence entre un preservatif et un cerceuil?... tohiny
novalian'i xxx ny 09/07/2004 20:13
bichette ( 07/07/2004 07:18)
fanaovana "lien"
salut daholo, mba hono hoy aho, ahoana ry reto ny manao lien ????? Misaotra mialoha Bichette... tohiny
novalian'i bichette ny 08/07/2004 15:40
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.6147