Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
vegas
(
25/07/2004 03:18)
Anarana manaitaitra
Mitombina ve oe noho ny anarany no tsy itiavana an'ilay jôba? Amiko mety mitombina iany satria iny foana no ho tonontononina mandritra ny andrompiainana de aleo nifidy ze ankafizina, sa aona ozy lisa...
tohiny
novalian'i dezy ny 14/12/2004 14:04
xxx
(
24/07/2004 21:20)
fontaine.....
lisany ve efa nisy sendra an'reny "fille fontaine" ireny?de mba aona kay? m'lay ihany v? :/ ...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/08/2004 22:35
xxx
(
24/07/2004 17:38)
lay fanantenako
(l) Miarahaba nareo ny tenako zahako d mipetraka aty antany lavitra aty (Fr) mba mitady ny ho ravaky ny tokantranoko aho aoka zany tsy ho atao intéret na sangisangy fa tsy kilalao ny fitiavana ka ra...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/02/2005 22:00
xxx
(
24/07/2004 11:27)
RNS-Vichy
Iza marina moa no nivarotra ny RNS amin'ny Vichy ary ohatrinona ny vidiny :?: :!: (juste pour savoir ...)...
tohiny
novalian'i sipagasy ny 25/07/2004 15:43
kinaoly
(
24/07/2004 09:43)
fitia adala
La Folie décida d'inviter ses amis pour prendre un café chez elle.
Tous les invités y allèrent. Après le café, la Folie proposa :
- On joue à cache-cache ?
- Cache-cache ? C'est quoi, ça...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/08/2004 21:10
maretikely
(
23/07/2004 17:33)
Volamena
Manahoana daholo ianareo namana!
Misy mba mahalala ve hoe ahoana avy ny atao raha hitondra volamena hivoaka avy eo Paris.Eo @ 100gr eo ho eo ilay izy dia mbola tsy voatefy fa poti-bolamena sy tapak...
tohiny
novalian'i ramaso ny 12/11/2004 20:38
sipagasy
(
23/07/2004 14:59)
chirac
Salanitra é!
Hitsikitsika hono tsy mandihidihy foana fa ao raha!!!!!!
Ny tiako hambara dia izao, hanainga haka sy hanao ny fialantsasatra tahaka ny mahazatra any @ ranomasim-be indiana ny filoh...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/08/2004 22:01
kitjo
(
23/07/2004 12:13)
Sakafon'ny maika na kamo
Atody
Akoho endasina
Ketchup sy vary
Soupe instantanee
Ankoatra ireo ty misy iray hafa mahomby, ho an' olona iray ty fa ampitomboy arak' io araka2 isan' ny olona ( 10mn eo raha be inddra mikarak...
tohiny
novalian'i rurik ny 11/03/2005 14:43
bichette
(
23/07/2004 09:00)
CHOCOLAT
NY CHOCOLAT
Avy amin’ny hazo atao hoe « cacaoyer » manome cacao hanamboarana azy.
FITAHIRIZANA :
Toy ny divay, tsara tehirizana amin’ny toerana mangatsitsiaka : eo amin’ny...
tohiny
novalian'i booboo ny 26/07/2004 08:23
kinaoly
(
23/07/2004 00:48)
une semaine sans ma femme, le pied?
LUNDI
Seul à la maison. Ma femme est partie pour la semaine. Génial ! Je sens qu'on va vivre des instants inoubliables, le chien et moi. Je me suis concocté un emploi du temps réglé comme du pa...
tohiny
novalian'i mcfy ny 30/07/2004 23:39
ari.malala
(
22/07/2004 12:24)
Karaman'ny Chefs de région hono hatao 20 millions
Asa indray izay tompon -kevitra t@ io fa ny Banque Mondiale aloha dia efa nanao démenti fa tsy ry zareo hono no tompon-kevitra. Raha izany no tanteraka dia hisy savoritaka tsy hay lazaina eto amints...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/10/2004 22:13
jhouhlambout
(
22/07/2004 11:37)
La réussite
A 3 ans, la réussite c'est de ne plus pisser dans son pantalon.
A 17 ans, la réussite c'est de parvenir à tirer un coup.
A 25 ans, la réussite c'est le diplôme et le mariage.
A 35 ans, l...
tohiny
novalian'i booboo ny 26/07/2004 08:11
lema
(
21/07/2004 19:22)
fitiavana be
matetika dia mifanaratsy sy mifaneso ny vhv sy ny lhl ato @ forum fa androny kosa dé samy hiteny hiafanatsara tsika, ny lhl miteny ny zavatra tsara hitany ao @ vhv ary ny vhv kosa miteny ny zvt tsara...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/08/2004 20:31
xxx
(
21/07/2004 16:29)
ankamatatra
Inona ary zany: sintosintonina ny sofiny dia mangetogetotra izy?...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/11/2004 22:33
bichette
(
21/07/2004 14:47)
tsy misy miteny raha efa manambady
Mahagaga tokoa fa rehefa mijery ny mombamomba ny namana ato dia tsy misy milaza mihitsy hoe "izaho efa manambady, 3 ny zanako". sa ahoana hoy ianareo ? ...
tohiny
novalian'i booboo ny 28/07/2004 13:45
lema
(
21/07/2004 11:37)
inona marina...........
inona marina mou ny vokadratsin'ny fampirafesana?
ary inona ny vokatra tsara azo aminy?...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/08/2004 20:36
jhouhlambout
(
21/07/2004 07:32)
Petit guide à l'usage des femmes
. :wink: .
1. La courtoisie veut que vous laissiez soulevée la lunette des toilettes lorsque vous avez terminé.
2. Si vous préparez à dîner pour un homme, n'oubliez jamais d'inclure une parti...
tohiny
novalian'i Ramaso ny 04/02/2005 04:41
jhouhlambout
(
21/07/2004 07:24)
Diaspora...
Comment caresser une femme dans 16 départements à la fois ?
Il faut d'abord trouver une femme dans la Moselle, s'assurer qu'elle est Seine et bien en Cher. Lorsque l'on sent son Eure venue, on comm...
tohiny
novalian'i booboo ny 26/07/2004 08:09
hery
(
20/07/2004 15:47)
Ireo te hianatra kabary
Araka ny resaka efa nifanaovana tamin'i Naritsimba dia nanome ahy lesona iray manontolo momba ny fianarana kabary izy hapetraka eto amin'ny serasera.org. Isaorana be dia be i Naritsimba amin'izany. Am...
tohiny
novalian'i Gill ny 21/03/2005 10:05
tenio
(
20/07/2004 15:21)
aina sa vola
Halina ny andro tamin'izay, teo amin'ny 1 maraina teo ho eo. Iny rangahy iray somary efa mamomamo midoladola hamonjy fodiana, avy nisotrosotro satria avy nandray karama.
Kinanjo anefa nony tonga teo...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/11/2004 00:14
