chirac

1. sipagasy ( 23/07/2004 14:59)
Salanitra é!

Hitsikitsika hono tsy mandihidihy foana fa ao raha!!!!!!

Ny tiako hambara dia izao, hanainga haka sy hanao ny fialantsasatra tahaka ny mahazatra any @ ranomasim-be indiana ny filoha Chirac ny 27/07 izao ka ny mahavariana & mahatalanjona dia sambany izy io no mba hanitsaka ny tanintsika, tsy haharitra ela akory ry zareo fa dia "escale" adiny 2 no ataony @ izany, noho izao toe-javatra misy any amintsika izao ve ara-politika???? no antony sa misy mahalala??? mba liana ny hahafantatra izahay madinika fa nahoana no tsy isaky ny nandeha rehetra hatrizay no tsy nandalo fa izao vao hoe "havako raha misy patsa" haka inona any @ tanintsika any indray io ingahy io???? sa hifampiraharaha @ iza any indray???
novalian'i fijo ny 12/08/2004 22:01
2. kitjo ( 23/07/2004 15:53)
Enga anie mba ho diso ny eritreritro!
Satria Frantsa no nitantana an'i Madagasikara h@zay na nolazaina nahaleo tena aza, fa nampiasa olona fts izy (deba)

@zao efa manomboka tonga saina ny ol ary efa manokatra ny varavarana hidiran' ny ol hafa.
Sao very ny sosy fa aleo dieny mbola....d mody tambatambazina..
Aiza ka 2ora! Endrika ivelany oh fanomezana ambulance 2 mitakalo saphir 2kg hatram zay io!!!!!!! Monome tsifoifoy...... :evil:
3. ramoul ( 23/07/2004 16:15)
mety mitady an' deba ndray ngambany lery de mody nanao eskale 2h any am'tsika :evil:
4. sipagasy ( 23/07/2004 16:51)
ka hoe indray hoe hanomana ny fihaviany any amintsika @ 2005 hono hoe koa, fa haninona any moa izy raha tsy misy takalony tokoa ny diany any?? sao marina ihany ilay tenin'ny sasany hoe mivarotra tanindrazana ny sasany? am-bava homana re Tompoko ary am-po mieritra hoy isika izay é! enga anie mba ho ahiahy ny ahy é!
5. nikopol ( 27/07/2004 09:28)
Tsy mahatoky ny mpitondra fanjakana Malagasy nga ianareo?

Raha toa ka mahatoky dia tsy misy tokony maharatsy ny fandalovan'i Chirac any Madagascar, tsy i Chirac irery ihany fa ireo rehetra mpandray anjara amin'ny tantaran'ny fanantotoloana.
6. kitjo ( 27/07/2004 11:31)
Amiko aloha dia ny fahatokisan\' ny malagasy ny fitondrana sy ny fiasany no mahatonga an\' i Chirac ho any e!
Satria efa hita fa mivoatra ny fifandraisan\' i M/kara @tany hafa ka ho very fihinanana ry zareo. Dia \"mody\"....

7. kitjo ( 27/07/2004 11:35)
Resaka mandeha ary @ politika ary moa izy ity fa apetrako eto koa:
Ny resaka ekonomika koa no antony andehanany any satria efa lasan\' ny tany matanjaka hafa daholo ireo orinasam-panjakana lehibe no-privatiser-na ka zara raha nahazo ireo madinidinika ry zareo.

Ny JIRAMA angamba sisa tsy lasa @reo vaventy sy tena fototra ka ataoko fa hi-deal @io izy fa manjary tsy hita misongadina.

Ahoana indray ny hevitrareo @ ilay hoe 5h de visite? sady privee fa tsy ofisialy??
Mmmhhh, president ve dia tokony ho toy izany? raha resaka protocole ho an\' ireo izay nianatra sciences po!
Raha vacances indray dia ie.... fa ty fitokanana zavatra sy dinik\' asa nefa privee :?: :?: :?: :idea: :idea: :arrow: :arrow:
8. fijo ( 12/08/2004 22:01)
le nandalo 5h aloha tsy maninona io raha fitsidihana manokana.
ny tsapa aloha dia efa mihodin doha mankany amin'ny anglofona ny gasy ka taitra rafrantay.
adalan'iza anefa?izao ny avion singapour dia feno foana ary miverina ny olona rehefa vita izay alehany.vola tokony hiditra tamin'ny lafrantsa lasan'ny sasany.raha malalaka anie ny fidirana aty tsy gaigy ny olona ka hitarazoka hijaly aty e.izao vao mody manamitamby nefa ny gasy efa nita rano.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1391