Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
20/07/2004 14:17)
Boridana
Mahavariana tokoa ny manaraka ilay hazakazaka ambisikileta fiodidinana an'i Frantsa fa hitanao eo daholo ny toetra amam-panahin'ny mponina amin'ireny toerana ireny.
Misy tsara, misy ratsy koa fa ilay...
tohiny
novalian'i lilbon ny 20/07/2005 10:43
ari.malala
(
20/07/2004 07:24)
Pub ao @ TVM
Asa ianareo raha mba mahatsikaritra fa ao @ TVM ny ankamaroan'ny pub dia an'ny TIKO daolo! vao misy resaka pub dia tsy maintsy an'ny TIKO no mibahan-toerana.
...
tohiny
novalian'i kitjo ny 24/07/2004 11:15
joda
(
19/07/2004 15:46)
fanambadiana e tsa mba kilalao o
fanambadiana e tsa mba kilalao o
vatolahy mamany ny soa no atao karoty
ny anglisy man no lava kilaoty :lol: ...
tohiny
novalian'i pitchou ny 07/08/2004 09:59
rindranavalona
(
19/07/2004 06:49)
Antibiotique sy ronono
Marina ve fa tsy mahazo misotro ronono, na mihinana produits laitiers, raha mihinana fanafody misy Antibiotique?...
tohiny
novalian'i toubib ny 23/08/2004 14:26
methode
(
19/07/2004 00:55)
Fantaro ny fomba amam-panao any amin'ny misy anao!!!!!!
Anisan'ny fomba iray mety hanatsarana ny fiaraha-monina ny fahafantarana ny fomba amam-panao amin'ny toerana iainana!! Maro ny zavatra mahaliana sy mety azo anatsarana ny fomba amam-panao malagasy iha...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 17/06/2015 12:23
hery
(
17/07/2004 22:48)
Forum manokana : Raha mahazo fanasana
Betsaka ihany no manontany momba ny fidirana sy fandraisana anjara amin'ireo lohahevitra manokana.
Tsara homarihina aloha fa ny lohahevitra manokana dia mitovy fiasa amin'ireo lohahevitra hafa ihan...
tohiny
novalian'i ramaso ny 24/07/2004 07:37
hery
(
17/07/2004 07:54)
Raikitra ny fihaonan'ny namana ao Antananarivo
Tiako hampatsahivina sy amporisihana fotsiny fa misy programa raikitra hihaonan'ireo namana ao Antananarivo http://forum.serasera.org/index.php?rub=viewthread&msgid=m40f3ac9a2e652
>FyjL
Ny momba ...
tohiny
novalian'i fraulo ny 31/07/2004 14:05
hery
(
17/07/2004 06:23)
Zava-baovao eto amin'ny forum?
Nisy zavatra maromaro izany novaina tao amin'ny forum
- Forum manokana. Afaka manamboatra lohahevitra manokana ho azy ny tsirairay. Ilay mpamorona avy eo no manasa namana hijery sy handray anjara ami...
tohiny
novalian'i hery ny 17/08/2004 00:12
hery
(
17/07/2004 00:37)
Mihoatra ny 4000
Dia ankafaliana no ilazana amintsika fa mihoatra ny 4000 ny namana amin'izao fotoana izao.
Io 4000 mahery kely io izany izao no mpikambana mbola mampiasa ny namana farafahakeliny tao anatin'ny 4 vo...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 19/07/2004 09:16
dronga
(
16/07/2004 16:51)
sabata
ahoana marina ny tena sabata e. ny andro ve sa ny atao sa inona ....
tohiny
novalian'i ramaso ny 29/08/2004 22:01
dronga
(
16/07/2004 16:48)
kristiana sa tsy kristiana
izao no zavatra mba anontaniako anareo mety ve raha ohatra kristiana mifankatia amin'ny tsy mpino sa tokony ho mpino foana...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/08/2004 21:23
xxx
(
16/07/2004 15:03)
LES HOMMES
C'est si compliqué !!!
Les hommes gentils sont laids.
Les hommes beaux ne sont pas gentils.
Les hommes beaux et gentils sont gays.
Les hommes beaux, gentils et hétérosexuels sont marié...
tohiny
novalian'i jhouhlambout ny 17/08/2004 22:45
atmos
(
16/07/2004 14:18)
Reraka manoratra fa liana mamaky forum
Ô ry zareo a, tena lasa be dia be mihitsy ny resaka mahaliana sy mahafinaritra indrindra fa mampohomehy ato @ ty forum ity. Tena reraka mihitsy ny tanako indraindray mamaly sy manoratra ato, le mama...
tohiny
novalian'i bibioul ny 16/06/2005 07:02
ari.malala
(
16/07/2004 14:12)
Fanahiniana sa tsy fahatsiarovan-tena?
Ezahina @ izao fotoana izao ny mba hampadio ny tanàna, mbola misy ihany ireo mipipi eran'ny vodirindryna sy ny vodihazo, fanahiniana sa tsy fahatsiarovan-tena? Maharikoriko mintsy! Misy koa ireo mani...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 21/07/2004 12:59
hery
(
15/07/2004 22:47)
Ho anareo manana Caramail
Ho anareo manana email caramail ka mametraka izany ato amin'ny namana dia azonareo jerena kely fa be dia be ny adiresy caramail tsy mandeha intsony. Raha ohatra ka tokony hovaina ny adiresy email-nao ...
tohiny
novalian'i hery ny 17/07/2004 05:57
ramoul
(
15/07/2004 20:44)
Fisaorana
Miarahaba anareo tompoka.
Faly ny tenakomisaotra anareo rehetra nohon' ny fiarahana miasa tamin' ilay fitadiavana an' i Nicole2.
Misaotra tompoko...
tohiny
novalian'i ramoul ny 18/07/2004 12:54
mabloo
(
15/07/2004 15:07)
ohabolana
tsy mety ve ry namako isany raha mba mianatra ohabolana malagasy indray ,dia samy mandefa ohabolana eo isika refa mba afaka e!!...
tohiny
novalian'i kally ny 05/08/2004 18:12
kitoza
(
15/07/2004 14:36)
tena misy ve ny lalàna eto madagascar
mahita aho fa somary mitongilana ny lalàna eto madagascar misy mahatsapa izany ve sa za no diso hevitra?...
tohiny
novalian'i rurik ny 18/03/2005 14:36
kitoza
(
15/07/2004 14:08)
mitady hiran'i LALAO RABESON
tean mpakanfy lalao rabeson be mihintsy aho fa rha mba misy manana tonon-kira dia mba andefaso e! na inona ilay hira na inona...
tohiny
novalian'i kitoza ny 19/07/2004 06:51
fatsoraly
(
15/07/2004 07:10)
fidirambolan'ny firenena vahiny ny harenan'i Madagasikara
http://www.abc.net.au/adelaide/stories/s905212.htm raha tsy dia mahamenatra tokoa ny toy izao.
Ny hiafarany tsy hisy intsony ny hizaha tany eto an-toerana fa any @ ireny firenena ireny ny olona dia e...
tohiny
novalian'i xxx ny 19/07/2004 06:46
