You are here: home > Forum

Raikitra ny fihaonan'ny namana ao Antananarivo

Lohahevitra : Fety sy fihaonana
Fitohizan'ny hafatra : Raikitra ny fihaonan'ny namana ao Antananarivo
Valiny : 34
Pejy:  1 2 > 
hery - 17/07/2004 07:54
Tiako hampatsahivina sy amporisihana fotsiny fa misy programa raikitra hihaonan'ireo namana ao Antananarivo http://forum.serasera.org/index.php?rub=viewthread&msgid=m40f3ac9a2e652

>FyjL
Ny momba ilay fihaonana @ 31 juillet dia tsara mihintsy ary natao tsy hanahirana satria boisson PM + tsaky izay tiany no entina. Any @ 67ha logt 255 no anaovana azy ary @15h. Izay tsy mahita ny toerana ny toerana dia tonga eo @ Poste @ 14h45 fa hisy haka oe. Asitsika maneno @ io de mba afaka mivazo kely zay manan-talenta
(Contact : Ravatorano - Glou_ - Capitou - FyJL)
Ny fahatongavatsika maro no hampafana azy e!

__________________

Dia mirary soa ho anareo rehetra e
Valio | Miverina eny ambony
mumu - 17/07/2004 08:06
tssss mba ataovy 15 Août mou de mba ho tonga any za e!!
Valio | Miverina eny ambony
hery - 17/07/2004 08:22
Tsy mbola hisy ihany ve @ 15 aout
Azo asiana fihaonana isankerinandro angé dé zé tonga ao e
Fa aza atao @ alina lôtra fotsiny fa sao misy mahazo interêt (ohatran'ny vola mahazo interet = vola misy zanany) rehefa miverina avy any Dago
Valio | Miverina eny ambony
fyjl - 17/07/2004 12:21
Misaotra an'i Hery nanamafy ilay sosokevitra
mumu>ny manetsa be mbola ho avy fa kazarana fanombohana ihany io @ 31 juillet. Ho re eo daholo mantsy ny hevitry ny namana ny @zay mety sy tokony hatao manaraka mba hisian'ny fifankatiavana bebe kokoa eo @ samy namana ary mba hifampizaràna izay ananana (torohevitra sns..) sady fialam-boly rahateo e!
Valio | Miverina eny ambony
pitchou - 17/07/2004 14:53
d mirava @ firy?
ary aiza ho aiza no misy ny poste izany?
Valio | Miverina eny ambony
ramoul - 18/07/2004 13:02
Dia mankahery an' ireo namana rehetra aty amin' ny toerana zany ny tenako ar mirary anareo rehetra izay hifankahita mba ahavita fety tsara izay indrindra :wink: 8)
Valio | Miverina eny ambony
ravatorano - 19/07/2004 09:08
misaotra anareo izay rheetra namaly ny antso aloha teto amin ity sehatry ny forum ity.
Izahay telo lahy ireo akory tsy hoe mpikarakara fa mpanomana ny fahatongavanareo fotsiny ary dia eo isika no midinika izay tokony hatao .
Efa voalazan i FyJL dhl ery ambony ny tokony hatao fa d miandry antsika namana rhtr izany.
Izao koa marina ilay tenin i Hery hoe azo atao ny mihaona isaky ny izay andro voatondro fa hihaonana ho an izay afaka .Efa nanao izany izahay mantsy ary dia tonga amin ny fanitarana azy ho lebebe kokoa. :D :D :D
Farrany manasa antanandroa anareo namana sendra mandalo manao vakassy eto antanindrazana izany izahay mba ho tonga ao amin io fotoana io eh .
Misaotra antsika jiaby :wink:
Valio | Miverina eny ambony
fyjl - 19/07/2004 09:39
Mora hita ny Poste 67ha satria raha avy any Andavamamba ianao ka hiditra ny 67ha sud @ taxi-be dia izy no arrêt manaraka raha ho any @ Havana ilay taxi-be. Azo atao koa ny manontany olona fa be mpafantatra io poste io.
Valio | Miverina eny ambony
manitra - 19/07/2004 11:10
Dia misaotra antsika isika e!
Valio | Miverina eny ambony
mickael - 19/07/2004 16:01
Hiezaka ny ho avy ny tenanay nefa tsy mi-promettre ahhhhhh
Valio | Miverina eny ambony
raliet - 19/07/2004 17:31
Manohana ilay amin'ny 15 Aôut
Valio | Miverina eny ambony
xxx - 19/07/2004 19:45
:oops: mataotra aho sao de rompue ilay charme raha mifankahita tava isika !!!! andalo vacances any mihintsy aho fa sao diso fanantenana eo ka aleoko ilay ao am-badikin'ny écran ihany!!Sorry!!Mazotoa daholo dia bon après-midi.Aza kivy na tezitra fa manoana ara tsaina aho fa raha tsy izany tsy namaly izao!
Valio | Miverina eny ambony
mumu - 19/07/2004 20:18
xxxx fa nga tena ratsy be mintsy klé???
Valio | Miverina eny ambony
hery - 19/07/2004 21:06
raliet sy mumu indray zany no mikarakara ny amin'ny 15 aout... tadiavo ny toerana sns.
Zà mandefa fanasana indray ho an'izay tsy afaka @ 31 na izay afaka koa fa te hanamafy kokoa ny fifandraisana hmm :-*
Valio | Miverina eny ambony
idealy - 20/07/2004 06:34
hiezaka ho tonga satria eo akaiky eo aho no mipetraka
Valio | Miverina eny ambony
kitjo - 20/07/2004 06:57
xxxx> fa ngah ......??? tsy mandany anjo fts v zany?
hita eo izay tena namana fa ngah ny charme no ifampiresahana ato sa???
Valio | Miverina eny ambony
rasta - 20/07/2004 11:33
Mbôla tsara jiaby. Ke zzaho aty Diego ty zeny karakôry. Tegna tiako raha karaty mon frera. Tegna malahelo zaho zegny e....
Tohizo fa tsara .

Sambitsara jiaby.
Valio | Miverina eny ambony
vindy - 20/07/2004 14:38
milay zany fa any zany ny fotoana e
Valio | Miverina eny ambony
maik - 20/07/2004 16:36
Milay be @io ka tongava maro e ! ! sady hifankalala isika no hiamafy koa ny fifindraisana satria face à face @io, f'izay mpandainga an'écran kosa loh de ho tratra eo ary mety tsy ho tonga an,afaka mitondra izay boisson revena kosa ve anefa @io n'inoninon ?
Valio | Miverina eny ambony
miranan - 21/07/2004 05:43
aleo @31 io ihanye !
Valio | Miverina eny ambony
Pejy:  1 2 >