Mihoatra ny 4000

1. hery ( 17/07/2004 00:37)
Dia ankafaliana no ilazana amintsika fa mihoatra ny 4000 ny namana amin'izao fotoana izao.

Io 4000 mahery kely io izany izao no mpikambana mbola mampiasa ny namana farafahakeliny tao anatin'ny 4 volana... araka ny fantatsika hoe rehefa 4 bolana tsy mampiasa ny solonanarana eto amin'ny namana dia voafafa ho azy.

Isaorana isika manaiky ny ho namana.
Miezaka manatsara ny site hatrany izahay. Betsaka ireo zavatra mbola ho avy... dia mirary soa daholo e.
répondu par ravatorano le 19/07/2004 09:16
2. fanja1 ( 17/07/2004 06:19)
Felicitations zany ! dia antenaina hitombo hatrany e!!!!!!!!!!!! tsy misy fisaorana ry Hery fa izahay no faly ho hisan'ireo namana ato
3. rivorijasoa ( 17/07/2004 06:55)
oueeeeeeeee! marina izany e!
4. atmos ( 17/07/2004 15:08)
Ny firaisan-kina no hery e!!!! merci hery a
5. ramoul ( 18/07/2004 13:10)
Mahafinaritra kosa zany an!
Dia mampahery ireo namako zany zah mba haharitra hatramin' ny farany é!
Dia misaotra an' hery sy ny namany ihany koa amin' ny fanatsarana ny trano hatrany.
Misaotra ééééééééé :D
6. akamatiana ( 19/07/2004 08:40)
tena mahafinaritra izany
Misaotra ny herimponareo ao ry hery a!
angamba raha isika 4000 ireo no miray saina mba hanondrotra ilay tanindrazantsika malala an! asa lahy!!!!!!!!!!!!!!!
Mampahery antsika namana rehetra mba haharitra hatra@ farany e!
7. ravatorano ( 19/07/2004 09:16)
katy mily
izay zany ny antotanisa navoakan dry Hery ho antsika namana.Tadidio izany fa ianao io dia manana namana eo amin ny trouà mily nefa san katre viain disy nefo izany.
Mahafinaritra ,ary tena tretrika tokoa ny tena amin izany.
Mirary soa sy fahombiazana ary koa manakahery tanteraka an i Hery izay vy nahitana ity namana ity indridnra ihany koa ireo ekipa rehetra ao amin ny admin eh
Ho ela velona anie ity namana antsika ity
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.295