sabata

1. dronga
(
16/07/2004 16:51)
ahoana marina ny tena sabata e. ny andro ve sa ny atao sa inona .
novalian'i ramaso ny 29/08/2004 22:01

3. anita323
(
17/07/2004 06:24)
amin'ny fomba fisainako manokana indray ny tena hevitry ny teny hoe sabata dia "fitsaharana". Izany hoe tokony hisy andro iray ao anatin'ny herinandro atokana ho an'Aa, fa ny tena zava-dehibe dia ny fitsaharana eo @ ara-panahy na koa ny tsy fiezahana tsy hanao ratsy intsony. Fomba fihevitro manokana io ...

4. rivorijasoa
(
17/07/2004 06:54)
anita323> fomba fisainanao sy ny Advantista manokana io fa tsy an'i Silamo sy ny Katolika an!

7. ramoul
(
18/07/2004 15:38)
:-D ramaso any aminay kounkou io ka!
Sabata andro fitsangatsanganana miaraka amin' y fianakam's sy ny akama rehetra :-P :lol:
Sabata andro fitsangatsanganana miaraka amin' y fianakam's sy ny akama rehetra :-P :lol:

9. bichette
(
21/07/2004 06:22)
sabata = asabotsy, dia au lieu de alahady mankany ampiangonana dia asabotsy no mankany dia tsy manao na inona na inona.

10. rasta
(
12/08/2004 10:38)
Ny sabatan'ny malagasy koa hafa mihitsy fa tsy tahaka ny sabatan'ny katolika na advantisata na protestanta na silamo na ajojo na bodista. Ohatra fotsiny hita amin'iny faritra atsinanana iny fa isaky ny alarobia no andro hivavahana amin'ny zanahary. Ary samy hafa araka ny faritra misy io. Ny an'ny kristiana sy ny silamo anie ka tsy finoana Malagasy fa finoana impôrté ee ha ha ha ha.
Mazotoa.
Mazotoa.

12. racom
(
29/08/2004 19:04)
:D (l) amiko manokana dia ny ten kristiana dia tsi miadi-hevitra @ izay efa voasoratra,fa ny tokony atao dia ny madini-tena,na mpanaradia an'ny Kristy marina na tsia:@ fiteny,fietsika,fanao.Tsy moraly tsy akory e!e!