Ho anareo manana Caramail

1. hery ( 15/07/2004 22:47)
Ho anareo manana email caramail ka mametraka izany ato amin'ny namana dia azonareo jerena kely fa be dia be ny adiresy caramail tsy mandeha intsony. Raha ohatra ka tokony hovaina ny adiresy email-nao dia http://namana.serasera.org/index.php?rub=changemail na mandehana ao amin'ny Mombamomba anao dia ovay ny email.

Misaotra betsaka.
novalian'i hery ny 17/07/2004 05:57
2. mcfy ( 17/07/2004 02:11)
ramaso>d mividiana bonbo caramel hihi
3. hery ( 17/07/2004 05:57)
tsy azoko ny fanontanian'i ramaso. Nilaina tamin'ny fisoratana anarana ny adiresy email. Taty aoriana anefa dia mety hoe maty ilay adiresy io. Dia izay no anton'io hafatro io.
Mbola ilaina ny adiresy amin'ireo filazana isan-karazany. Nefa azo atao koa ny tsy mampiasa azy mihitsy.
Jereo ao amin'ny mombamomba anao ao e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1054