Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
fatsoraly ( 15/07/2004 04:35)
vola sandok
tandremo fa ireny milina mpizara vola any ivelany ireny hono mamoaka vola sandoka indraindray! Marina tokoa ve izany?... suite
répondu par ramoul le 15/07/2004 20:37
fatsoraly ( 15/07/2004 04:29)
vehivevy aziatika
There was an Asian lady who married an English gentleman and moved to London. The poor lady was not very proficient in English, but anyhow managed to communicate with her husband. The real problem aro... suite
répondu par xxx le 26/07/2004 10:13
nathanael ( 14/07/2004 18:26)
mahatsapa tena
Izaho ry zareo mahatsapa tena fa efa tena tsy avotra intsony amin'ity resaka fitiavana ity. Ny antony dia efa tena zatra miodina loatra ka matahotra ny hanambady sao mbola manohy. Nefa any misy sipa v... suite
répondu par fijo le 12/08/2004 00:18
atmos ( 14/07/2004 17:29)
Mpirahalahy manabady mpirahavavy
Ahoana ny hevitrareo mikasika ny mpirahalay manambady mpirahavavy ny mpianadahy manambady mpianadahy, sns... rehefa misaraka ve ny couple iray de mety hampisy olana @ iray hafa?... suite
répondu par stephane197 le 13/05/2005 17:10
atmos ( 14/07/2004 15:39)
Namana mitovy sex aminao
Fa hono hoa ra zareo, raha manana namana ianao mitovy sex aminao, namanao be an, de ehefa aty aoriana fantatrao fa PD izy na Lesbienne, ahoana ny ataonao? ialànao pas ve?... suite
répondu par fijo le 02/11/2004 23:49
nofykhristiane ( 14/07/2004 11:16)
MATERIALISME
Toute forme pratique de la politique n'est que superficielle, seul l'instinct nous orientera vers l'idéal... suite
répondu par maditra le 08/10/2004 21:51
booboo ( 13/07/2004 17:03)
raha sendra miresaka ...
@ oul tsy dé akaiky lôtra anareo ianareo, dé ny inona @ ilay oul no manintona anareo voalohany hiresaka aminy ? Ohatra oe fiakanjo ve, ny orony ve, etc. Satria ? Ny anà zô rehefa tsy masiaka ny... suite
répondu par totty le 26/12/2004 02:09
sariaka91 ( 13/07/2004 16:27)
toran'ny hehy sa tapa-tsinay...
Tantarao eto zavatra tena nahafaty ny hehy anao farany indrindra ary oviana.... suite
répondu par olly le 28/07/2004 14:49
mangakely ( 13/07/2004 09:40)
Ny fahatongavan'ireo filoham-pirenena avy any ivelany eto madagasikara.
Misy zavatra mampieritreritra ny fahatongavan'ireo filoham-pirenena vahiny eto Madagasikara. Teo aloha i Ingahy Abdoulay Wade filoha senegalais, izay fantatra @ fiaraha miasa akaikiny @ France. Izao i... suite
répondu par ikaretsaka le 25/07/2004 07:58
ravatorano ( 13/07/2004 09:34)
ho antsika namana eto antanindrazana na ireo mandalo eto manao ny fialantsasatra.
Misy namana maromaro ihany izahay no efa nifampidinika momba ny fihaonana manaraka indray.Tohizako eto izany ilay lohahevitra nalefan i soratra izay isaorako betsaka antsika tamin ny fandraisana anjar... suite
répondu par rfm le 30/07/2004 12:52
mangakely ( 13/07/2004 05:34)
Ampitomboy ny olon-tianao dia hihena ny fahavalonao"
Mifameno ny lahy sy ny vavy. Iza ary no afaka mameno izay tsy ampy ato amiko @ fiainana sy ampiko @ izay tsy ampy aminy ao @ fiainany. ... suite
répondu par fijo le 12/08/2004 21:23
ramoul ( 12/07/2004 20:56)
Mitady olona!
Miarahaba anareo ny tenako! Zah dia mitady an' Nicole2 zay mpikambana ato ihany, koa iangaviko mafy ianareo raha sendra mahita azy mba teneno izy hoe manorata hoe any am' Ram'oul fa misy ilainy anao ... suite
répondu par marengarenga le 10/08/2005 15:59
ari.malala ( 12/07/2004 14:06)
mitsikia kely ê!
Deux amies, complètement bourrées à la suite d'une soirée un peu trop arrosée rentrent chez elles en marchant. Elles passent devant un cimetière et l'une suggère à l'autre qu'elles pourraient... suite
répondu par olly le 18/07/2004 09:14
lema ( 12/07/2004 12:07)
tantara ratsy
tantarao eto ny tantara mpitiavana ratsy ndrindra niainanao,mandratra fo reny,zay tsy adinonao.... suite
répondu par fijo le 12/08/2004 20:44
lema ( 12/07/2004 12:00)
la jalousie est une preuve d'amour
ny fahasarotam-piaro dia porofom-pitiavana. inn no evitrareo @ zany... suite
répondu par fijo le 05/10/2004 21:32
dronga ( 12/07/2004 09:56)
possible ve!
izao no zavatra anontaniako anareo azo atao ve no manatanteraka ireny zava-misy amin'ny fahialavitra ireny momba ny fitiavana ohatra hoa laura sy roman.... suite
répondu par fijo le 12/08/2004 00:40
hery ( 12/07/2004 06:33)
Resakolondehibe = manokana
Nalefa any amin'ny Forum manokana ny resak'olon-dehibe. Mila mangataka manokana izay te hiditra any. Izany no natao dia ho valin'ireo fangatahana be dia be momba ny tokony hanafenana ho an'ny latsa... suite
répondu par mumu le 15/07/2004 18:40
pisou ( 11/07/2004 12:42)
Fananganan-jaza
Izaho dia 28taona ny vadiko 47taona izahay dia mipetraka aty frantsa. Efa 6bolana lasa izay ao nanao fausse couche ary hatramin'izao aho tsy mety bevohoka, izahay aloha mbola tsy nanao examen satria n... suite
répondu par pisou le 27/07/2005 07:49
hery ( 11/07/2004 09:30)
Fiovan'ny forum
Manomboka miova tsikelikely ny forum eto amin'ny serasera.org amin'izao fotoana izao. Mety mbola tsy tena tonga lafatra fa maika aho :) Raha misy olana sendra hitanareo dia ilazao eto aho. Ireto av... suite
répondu par ramoul le 12/07/2004 13:09
rambofrau ( 10/07/2004 19:25)
Fa maninona........?
nareo lhl no tia mijerijery vhv eny andalana ,na dia efa miaraka @ vadinareo,na ny sipanareo aza?... suite
répondu par pitchou le 10/08/2004 10:38
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7507