raha sendra miresaka ...
1. booboo
(
13/07/2004 17:03)
@ oul tsy dé akaiky lôtra anareo ianareo, dé ny inona @ ilay oul no manintona anareo voalohany hiresaka aminy ? Ohatra oe fiakanjo ve, ny orony ve, etc. Satria ?
Ny anà zô rehefa tsy masiaka ny mason'ilay oul dé miresaka tsara zà na vavy io na lahy
Ny anà zô rehefa tsy masiaka ny mason'ilay oul dé miresaka tsara zà na vavy io na lahy
répondu par totty le 26/12/2004 02:09
2. yonikafopl
(
13/07/2004 17:15)
ny ahy koa mitovy @ izay an'i booboo zay, rehefa mistikitsiky sy mirana foana izy dia mahasarika ahy ny miresaka aminy
3. ramoul
(
13/07/2004 17:42)
rehefa tsy masika fotsiny ny pôziny de miresaka aminy zah fa rehefa itako fa rtsy saina de tonga de miala zah.
9. hendry
(
14/07/2004 10:51)
Tsy azoko loatra ny tian´i booboo ho lazaina satria zaho zao ohatra tsy miresaka @ olona tsy fantatro zany raha tsy hoe misy antony mazava ngah.
Raha ampiresahana ndray aho dia mamaly foana na tsisy manintona ahy aza eny @ ilay olona raha tokony hamaly mazava ho azy.
Raha ampiresahana ndray aho dia mamaly foana na tsisy manintona ahy aza eny @ ilay olona raha tokony hamaly mazava ho azy.
10. ari.malala
(
14/07/2004 11:19)
Ny fomba ni abordé ny ana aloha voalohany indrindra, raha toa ka tsy misy eritreritra ratsy dia miresaka tsara aho.
12. atmos
(
14/07/2004 12:06)
hendry: ka raha manao ohatranao daholo ny oul rehetra de tsy hisy oul hifampiresaka mihitsy eto ambonin'ny tany. Mba hisy ny fifanakalozan-kevitra entre 2 personnes, dia tsy maintsy misy anankiray mi-aborder ny sujet.
Fa ny ahy aloha ny volony no hitako voalohany e, raha vao tsy mikarakara volo le oul indrindra fa raha sipa, de tsy voako e.
Fa ny ahy aloha ny volony no hitako voalohany e, raha vao tsy mikarakara volo le oul indrindra fa raha sipa, de tsy voako e.
13. atmos
(
14/07/2004 15:09)
ka vao mijery an'le oul de ohatry ny bozaka be no hita fa tsy volo, amiko koa an, ny volo no anisan'ny manome endrika ny vhv.
14. nikopol
(
14/07/2004 15:26)
Ny ahy raha vehivavy dia ny molotrany no jereko tsara. Ny haben'ny molotrany, ny hafagainan'ny fihetsiky ny molony roa, dia ny mouvema n'ny lelany rehefa milela-molotra, ny taux de mandomando eo amin'ny molotra ambony, sy ny sisa.
Betsaka ny zavatra hita eny amin'ny fihetsiky ny molotra.
Betsaka ny zavatra hita eny amin'ny fihetsiky ny molotra.
15. rambofrau
(
14/07/2004 19:35)
Ny ahy ny orony sy ny tanany havia raha lehilahy.Sao dia efa misy peratra dia arakarakizay ny fomba firesaka.
18. rivorijasoa
(
15/07/2004 04:56)
ramaso> hazavao tsara ilay molotra ambany sy molotra ambony fa tsy azo mihitsy. Ataovy ohatra hoe molotra verticale sy molotra horizontale.
19. hendry
(
15/07/2004 11:08)
atmos> aiza kosa dia hoe tsisy ifampiresaka mihitsy. Matetika anie ny olona matoa mifampiresaka dia tsy maintsy misy zavatra ifandraisana ao, ohatra mpiara-mianatra, mpiara-miasa, mpiara-miandry bus, mpiara-mijery spectacle, mpiara-milomano sy ny sisa dia tsy voatery hisy manintona vao miresaka.
Vitsy ny olona mampiresaka olona tsy fantany zany ankoatry ny lehilahy mikôty vehivavy ngah.
Vitsy ny olona mampiresaka olona tsy fantany zany ankoatry ny lehilahy mikôty vehivavy ngah.
20. pitchou
(
15/07/2004 11:10)
inn ary ty resahan'i rivorija ty!
nenà alou d ny masony e! raha somary miomehy mananihany ny masony d tena tiko b ny miresaka aminy!
nenà alou d ny masony e! raha somary miomehy mananihany ny masony d tena tiko b ny miresaka aminy!
