raha sendra miresaka ...
22. xxx
(
17/07/2004 12:52)
disoako kely i hendry t@ iny fa misy oll d lasa tafaresaka fotsiny izao na d tsy misy resaka mikoty aza!zà zao vao haingana no nahazo namana toy izany! miandry oll eo an-arabe eo d lasa miresaka@zay eo de tt et de rien! fa zany hoe, raha sympa b kosa alou le oll zay vao mandeha le resaka eh!mazava ho azy fa tsy maintsy hoe mailo2 hoe sao d kotian'ito eto.fa d ampiresahina fotsiny izy refa mitady ho be vinany!tsisy drague mihitsy alou eo na après rehefa mifanena!rehefa mifankafantatra tsara @zay elaela b aty aoriana fa mitady ho latsapitia amiko izy :-D :-D :-P atao ahoana moa fa tsy fanahy iniako ny naha "adorable" ahy eh!!!
23. pitchou
(
17/07/2004 15:07)
hihihi! xxxxxx ko! ny fanaovana an'ireny d mody manao masiaka b tampoka raha vao mitady hikoty izy! hihihi!
24. xxx
(
18/07/2004 07:36)
ka zao anie pitchou eh, mba ilaina ihany le misy midrague hoatran'reny ahafantarana hoe mbola mety mahazaka ihany v zà ty sa tsia!raha vao tonga d masiaka b manko tonga izy d mandositra fa ampiresahina fotsiny izy eh!ngah izy hahazo ny tena numéro na ny adiresy marina!ngeza anie ny tanàna eh!!!hoatran'ny fanaondry zareo lelà iany zany alou eh!aoka izy tsy himenomenona raha sendra tratra
25. rambofrau
(
19/07/2004 10:19)
Ikaretsaka,mba mahafinaritra fotsiny ny mijery ny orony srt raha lava. :-o
28. pitchou
(
21/07/2004 10:28)
zà mba gaga ry mumu! sahirana mafy ngamba aky io zaza io d mitady tambitamby agôsy sy adrouaty!
ramaso> ka enao ko nge vao anaovana masiaka kely d tonga d ranomaso be mahafeno seau e! d tsy fialonana akory no tsy anaovana masiaka amionao fa tahotra ny tondra-drano! hihihi
ramaso> ka enao ko nge vao anaovana masiaka kely d tonga d ranomaso be mahafeno seau e! d tsy fialonana akory no tsy anaovana masiaka amionao fa tahotra ny tondra-drano! hihihi
29. pitchou
(
22/07/2004 15:51)
ho resena @inn indray ary i mumu????nga misy ady? ary nga misy mibodo toerana eo?
33. chipie1
(
27/08/2004 09:25)
fijo> ka raha tsy mietsika mihintsy izy de aona, :-D :-D de tsy resahana zany?
nena ilay fijeriny no jereko voalou .
nena ilay fijeriny no jereko voalou .
34. mimich
(
27/08/2004 09:49)
booboo> ka ndry zany tsy hiresaka amiko mihitsy raha izany fa izaho masiaka maso hoy ny oll :)
35. pitchou
(
27/08/2004 13:54)
mimich> hihihi!
fijo> d le fihetsika sahala @ ahoana? ary raha tsy mihetsika tokou izy fa mijery sy mitsiky fotsiny?
fijo> d le fihetsika sahala @ ahoana? ary raha tsy mihetsika tokou izy fa mijery sy mitsiky fotsiny?
36. fijo
(
30/08/2004 21:25)
raha hazo aloha za tsy miresaka e.ih,ih,ih.
raha vao pelika be dia tsy ao aho ka. :x :cry: ^^ :evil:
raha vao pelika be dia tsy ao aho ka. :x :cry: ^^ :evil:
