possible ve!

1. dronga ( 12/07/2004 09:56)
izao no zavatra anontaniako anareo azo atao ve no manatanteraka ireny zava-misy amin'ny fahialavitra ireny momba ny fitiavana ohatra hoa laura sy roman.
novalian'i fijo ny 12/08/2004 00:40
2. atmos ( 12/07/2004 10:30)
F'iza le Laura sy Roman e, zahay alou tsy naharaka le film e
3. ramoul ( 12/07/2004 12:55)
Raha itanao fa mety hampiova ny fiarahanareo ilay izy dia ataovy fa tsy maninona fa ny vokany avy eo aza adino ny mitantara aminay fotsiny.
Iza aloha le Laura sy Roman?
4. rambofrau ( 12/07/2004 15:23)
Marimar sy Sergio???
5. pitchou ( 13/07/2004 11:14)
iza daholo izany? tantarao marina hoe tena marina sa resake fotsiny hoe?
6. ari.malala ( 13/07/2004 11:34)
Any an-dafy nga le manontan? Serie nandeha t@ TVM le Marimar sy Sergio d le 1 ao @ RTA ngamba fa za tsy manaraka.
7. atmos ( 13/07/2004 12:13)
misaotra ari.malala a? ka ry zalah tsy manazava fa tonga de i trimobe e, i sohitika e, aiza no ahafantara'ny olona an'izany e?
8. ramoul ( 13/07/2004 17:47)
mety ho possible ihany rehefa tena ifikirana ka!
9. paola ( 13/07/2004 21:59)
ramaso hahaha
tonga de nalahatrao isaky ny couple a
:-))
10. atmos ( 14/07/2004 12:15)
dronga : tantarao kosa alou le film e, lasa mijery flôra fts zay e, fa in no nataon'i Laura sy Roman? nisipa ve? nanin e?
11. hashinah ( 26/07/2004 06:03)
Dronga a! averinao ho lalaovina tena réel angaha ilay film? Dia aiza ianao no ilalao azy fa te hijery izahay (sa ao @Théatre Monisipaly Isotry no amerenanao azy?) Dia mba ampitapitao ao @namana serasera ny tapakila e!!!!!!!!!!!!!!!!!!
12. sobika ( 28/07/2004 14:08)
nareo kosa eh izy aza io tô mipitrapitra mahonena ery koa mbola hanalanareo! fa zao no tsy azoko le in t@ fihetsiky zareo no mety ho pôssible le we zareo nananjanaka ve nefa mbola nanambady ihany le Lôra fa nitady rainjanaka?
Atmos ah lava lôtra le tantara ka na ny résumeny aza mety ho 4pages !!
13. wawawa ( 28/07/2004 14:51)
Ary raha ohatran\'i Rose sy Jack @ Titanic na Romeo et Juliette?
14. xxx ( 30/07/2004 17:46)
Ary sao dia amin\'ireny film mamoafady :* ireny kosa aza no tian\'i Dronga holazaina fa ianareo rehetra tsy maharaka dia lasa any amin\'izao Laura sy Roman sy ny karazany no resaka.
15. fijo ( 12/08/2004 00:40)
sao dia amin'ilay "gasy mirevy"izany le?raha ireny dia tsara ka,ary azo tanterahana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.784