Mitady olona!

1. ramoul
(
12/07/2004 20:56)
Miarahaba anareo ny tenako!
Zah dia mitady an' Nicole2 zay mpikambana ato ihany, koa iangaviko mafy ianareo raha sendra mahita azy mba teneno izy hoe manorata hoe any am' Ram'oul fa misy ilainy anao maika dia maika na asaivo miantso ahy an' téléfônina fa fantany ny numerôko.
Misaotra tompoko.Ram'oul

novalian'i marengarenga ny 10/08/2005 15:59

3. hendry
(
14/07/2004 11:08)
fa aiza izy kay no mipetraka ny ramoul? sao mba ety akaikinay ihany fa tsy fantatra.

4. emilo
(
14/07/2004 14:30)
F'angaha tsy fantarao ny mombamomba azy oh: Tél,adresse, logt, famille, etc...