ho antsika namana eto antanindrazana na ireo mandalo eto manao ny fialantsasatra. 
Misy namana maromaro ihany izahay no efa nifampidinika momba ny fihaonana manaraka indray.Tohizako eto izany ilay lohahevitra nalefan i soratra izay isaorako betsaka antsika tamin ny fandraisana anjara.
Ka mba tsy ho hisy izany ny resak ' eh..araky ny voalaza na ny vohitry ny nofy fa mba hanana fahavitriana ny tsirairay dia hanao fihezahana isika rehetra mba hifanentana aloha voalohany indrindra ny samy eto amin ny forum , ny sasany any amin ny chat ka hifanome tanana mba hanatontosaina ny fivoriamba faharoa ataontsika eto Madagasikara na Antananarivo moa izany eh.
Ny fandrindrana azy izany izao no ho dinihina ka manasa ny namana tsirairay mba hanome sosokevitra.
Raha ny tadidiko dia efa nisy birao io fikambanana io raha nivory tao amin ny Epp Ampasanisadoda ka tsara raha tairina indray izany ny birao aloha hakana hevitra.
Henoka mantsy fa ry Ralay izao mandalo aty antanindrazana , ry samoina , ry fijo sy ireo namana hafa ihany koa ka tsara raha atao ilay fivoriana na dia ny hifankahalalana fotsiny aza.
Efa misimisy ihany mantsy amngetaheta an io fihaonana io fa anjaran tsika tsirairqay no mamosaka ny hevitra d ho hita eo ihany izay fandehany.
Ny tsara anefa dia ny hanaovana izany fihaonana izany tsy ho ela.
Dia mazotoa dhl ary isika namana rehetra ! :-D
ravatorano |
Valio |
Miverina eny ambony
Hitako fa hevitra tena mety ary mafonja tokoa io hevitry i ravatorano io. Miombo-kevitra aminy ny tenako. Andao atao ny fikarakarana e ! Na dia hanaovana soirée sy ny sns aza tsy maninona rehefa matotra fotsiny izay ho atao. |
Valio |
Miverina eny ambony
izaho koa miombon-kevitra aminareo, ary tsy iandrasana ela raha mety sao ho lasa tapitra ny fotoam-pialan-tsasatry ry zareo avy lavitra , fin juill ou début août |
Valio |
Miverina eny ambony
Tsara tokoa izany heritry ravatorano zany ary tena miombina aminy mintsy ny tenako.
|
Valio |
Miverina eny ambony
Raha hoe fihaonan´olona vitsivitsy fotsiny ngah dia azo atao pôdrefotra zany hoe fin juillet na début août araky ny lazain´i mimich fa raha fihaonan´ny be sy ny maro zany hoe vinavina ho an´ny mpikambana maro dia tsara masahana tsara. Soso-kevitra ny ahy hoe: any @ volana décembre ohatra dia zao dia omanina, marina hoe mila mifantena sika fa tokony mandray anjara mavitrika ny birao @ fanomanana sy fanentanana ny tsi-1. |
Valio |
Miverina eny ambony
Tsy ny rehetra akory no mankato @ forum na any @ chat ka tsara mihitsy ny andefasana hafatra tamba-be @ mpikambana tsi-1 mba samy ho tratra antso, rehefa misy hevitra tapaky ny mpikarakara. |
Valio |
Miverina eny ambony
Ka lasa resabe ndray fa tapaho we, nisy soso-kevitra teo we @ fin juillet, début aout dia ataovy alou ny vote @ ze d'acc, tsy mahasakany ny fety any @ decembre akory io fotoana io. Raha misy hvtr hafa dia arosoy koa mba handrosoana @ le izy fa ny fotoana mandeha ihany. |
Valio |
Miverina eny ambony
ary oh nahatsikaritra aho tatao hoe misy ilay projet tuléar @ io volana août io ka nanao ahoana ihany iny? |
Valio |
Miverina eny ambony
izaho dia miombon-kevitra @ ravatorano aloha @ izay fa ny soso- kevitra azoko aroso dia izay namana efa mifankahafantatra ato no tokony hanomana io fihaonana io fa tsy miandry ny birao izay mbola hifampitarika, izany hoe omanina aloha io hetsika fin juillet io na debut aout dia avy eo manomana zavatra lehibe kokoa ho an' ny rehetra avy eo, izanyhoe izay namana mandeha @ io hetsika voalohany io no manomana ny hetsika manaraka ho an' ny rehetra!
jabert alias glou |
Valio |
Miverina eny ambony
mety ilay hevitr 'i glou zay ary izahay aza moa efa naomana fifankahalalana kely sy tapany ihany ary teo aza no nahatsapanay fa ilaina matomatotra kokoa ny fihaonana>
Ka marina avokoa ny voalazanareo rhtr teny alioha fa izao ary misy sosokevitra ity :
amin ny premier samedi du mois d 'aout manao ahoana.Izay aloha ny fotoana faf ny toerana indray dia samia milaza aloha mba hojerena ny mety hihaonana.
Farany dieny zao dia mandefasa ny fankatoavanao fa ho avy ianao mba hijerena izay isan ny afaka hahafahana mandamina ny toerana.
Marina ilay hoe alefa mailaka fa dia izay izany no hevitro eh
|
Valio |
Miverina eny ambony
Ny momba ilay fihaonana @ 31 juillet dia tsara mihintsy ary natao tsy hanahirana satria boisson PM + tsaky izay tiany no entina. Any @ 67ha logt 255 no anaovana azy ary @15h. Izay tsy mahita ny toerana ny toerana dia tonga eo @ Poste @ 14h45 fa hisy haka oe. Asitsika maneno @ io de mba afaka mivazo kely zay manan-talenta
(Contact : Ravatorano - Glou_ - Capitou - FyJL)
Ny fahatongavatsika maro no hampafana azy e! |
Valio |
Miverina eny ambony
hehehe
 |
Valio |
Miverina eny ambony
misy mampime ngah ry imailaka? |
Valio |
Miverina eny ambony
ok! za manaiky fa izao mifanaraha tsara alo ravatorano sy fyjl hoe inona marina ilay daty fa ny iray milaza hoe 31 juillet ny iray milaza hoe 1er samedi du mois d'août izany hoe 7 août zany. |
Valio |
Miverina eny ambony
Betsaka ny sosokevitra nandeha we 31 juillet - 7 Août - ary ny 15 Âoût no hitako mety indrindra nefa betsaka ny nilaza fa 31 juillet no tsara ka izay no nandraisana an'io. Na izany na tsizany hiaona izahay sy Ravatorano ny sabotsy 17 juillet ka ho hita eo raha misy antony tsy mampety io daty io. Nisy namana nilaza mantsy fa tsy tonga eto Dago izy raha tsy 3 juillet nefa mba te-hihaona @ namana rehetra eto. |
Valio |
Miverina eny ambony
rqaha tafaresaka tamin i fyjl ny tenako dia mety aloha izany ilay amin ny 31 jolay io ho fanombohana satria hatramin izao dia tsy hita mihitsy ilay akony hoe firy marina no ho tonga amin izay.
Efa io zany ny toerana , ny daty d mbo azafady re ry namana isany mba misy afaka milaza aloha ny hahatongavany v ?
misaotra mialoha
|
Valio |
Miverina eny ambony
raha izaho alou dia 31 juillet na 7 août no mety mahafaka ahy satria mety handeha lavidavitra kely aorinan'io! |
Valio |
Miverina eny ambony
mety amiko ilay daty rah tsy ny sampona |
Valio |
Miverina eny ambony
Misaotra an\'i Ravatorano fa mahafinaritra ny fiaraha-miasa. Koa miantso antsika rahetra mba ho tonga e! |
Valio |
Miverina eny ambony
ok e |
Valio |
Miverina eny ambony