Resakolondehibe = manokana

1. hery ( 12/07/2004 06:33)
Nalefa any amin'ny Forum manokana ny resak'olon-dehibe. Mila mangataka manokana izay te hiditra any.

Izany no natao dia ho valin'ireo fangatahana be dia be momba ny tokony hanafenana ho an'ny latsaky ny 18 taona resak'olondehibe eto amin'ny serasera.
novalian'i mumu ny 15/07/2004 18:40
2. hery ( 12/07/2004 06:35)
Raha te handray anjara amin'ny resak'olondehibe dia
- Ampidiro ny tenimiafina
- Mandehana amin'ny Fanoroam-pejy
- Jereo ny lohahevitra manokana
- Eo amin'ny lisitra ny hoe resak'olondehibe.
3. mimich ( 12/07/2004 06:42)
Tsara ilay hevitra fa ny olana kely dia izao,rehefa te hiditra ao izy dia afaka manovany mombamomba azy ! amboariny oh ny taonany. Izany hoe raha mbola tsy francs ny mpandray anjara teo dia sarotra ny hanao ny sivana.
4. hery ( 12/07/2004 06:49)
Mety olona voatery hifankafantatra vao tafiditra ao :)
5. imailaka ( 12/07/2004 07:02)
ho lasa kiantrano antrano izy ity zany @ farany an!!!!!
tsy hisy fisokafany tsony :-))))))))
6. hery ( 12/07/2004 07:04)
Tsy zà no nangataka an'io... iza no tadiavinareo higadragadra fahatany eo? hihihi

Ok... misokatra hatrany ilay forum Resak'olondehibe. Malalaka be ny fidirana ao fa mba fantatra fotsiny hoe iza avy no mijery an'ilay izy dia izay ihany.
7. mumu ( 12/07/2004 07:31)
hery tondrako vôsary elà!! hihihi
8. imailaka ( 12/07/2004 07:36)
hehehe!!!!!
saika tsy hiteny zah fa mimeme fotsiny!!!!
mumu zah kou omeo vosary!!! sô code-na resak 'olondehibe zany vosary zany
:-)
9. hery ( 12/07/2004 07:47)
Natokany ho anah ilay voasary mamy

Vôsary efa vita vaofy no nomeny ahy :)
10. kinaoly ( 12/07/2004 08:30)
:) mitsikilo fotsiny
11. bichette ( 12/07/2004 08:56)
andramako sao marikivy aloha vao omena an'élà ry hery ilay voasary
12. hendry ( 12/07/2004 09:52)
"mba fantatra fotsiny hoe iza avy no mijery an'ilay izy dia izay ihany."hoy i hery.
Hay ve!
13. kitjo ( 12/07/2004 11:10)
lasa bdb ny olon-dehikely izao! hihihihi

Na aiza na aiza aloha tsy afaka hoferana lotra satria tsy afaka mampi-scanner piece d'itentite kosa rehefa hametraka ny mombamomba e!
Fa ny fandraisana andraikitra toy izao no zava-dehibe!
Ny mpijery mangala-pihinana ve ho azo ferana?

Manome fankasitraana ny mpikarakara ihany kosa na izany aza @ ilay ezaka na tsy tonga lafatra araka ny ilain' ny tsirairay aza e!
14. ikaretsaka ( 12/07/2004 12:40)
fa izao mba voasoratra (misy tatouage) aloha vao mankany ko.. hihihi
15. mimich ( 12/07/2004 12:43)
zany an!misy fisavana angaha ! hi!hi!hi! (euhhhhhhh, aleo tsy tohizana intsony fa hay moa tsy eto no tokony hanohizana ny resaka!)
16. ramoul ( 12/07/2004 13:01)
de zay tsy mahazao manao tatouagy de aôna zany? tsy afaka makao?hihi
Tsara ilay hevitra ry hery.
17. rambofrau ( 12/07/2004 15:22)
Matoa mijery ny any @ resak'olondehibe dia mahatanty izany fa tsy hoe akory hoe Choquer rehefa avy eo. Mahazaka matoa mijery any eh
18. mumu ( 12/07/2004 17:23)
hery avy aty amiko mamy faona ka!!

imailaka zay migadra iany no tondraiko vôsary ka!!

ikaretsaka de tsy matinao lolo mintsy io tatouage io klé!!
19. ikaretsaka ( 12/07/2004 18:40)
ka izao le izy tateraka ara bakiteny ko
20. fatsoraly ( 13/07/2004 04:35)
merci Hery
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.112