Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
fatsoraly
(
07/07/2004 07:12)
Foany ny trosan'ny tany vaventy!
http://in.rediff.com/money/2004/jul/07us.htm...
tohiny
novalian'i peluche ny 15/07/2004 09:49
unik
(
07/07/2004 06:51)
wanted !!!
mitady ny tonon ilay hira hoe "Ao anaty boky mena", izay mahita, dia misaotra mialoha !!!...
tohiny
novalian'i unik ny 27/07/2004 12:58
bichette
(
07/07/2004 06:47)
NY FANAHY ... finoana ...
FANAHY… finoana….
Inty misy andiantsoratra kely NOTSONGAINA TAMINA BOKY nosoratan’i Faramalala Victoire RAVAOARIMANGA.
Ny olombelona dia manana ny atao hoe fanahy (esprit) ...
tohiny
novalian'i kitjo ny 09/07/2004 06:44
fijo
(
06/07/2004 23:37)
ny zanaka.
maro no diso hevitra indrindra fa ny vavy fa rehefa misy olana eo amin'ny mpiray diha dia tsy maintsy lasan'ny vavay ny zaza.io dia mazava tsara fa ny lalana dia milaza fa ny zaza dia tsy fananan'ny i...
tohiny
novalian'i pitchou ny 15/08/2004 14:17
wawawa
(
06/07/2004 23:23)
Suicide
Inona no eritreretinareo momba ny suicide?...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/08/2004 22:35
atmos
(
06/07/2004 22:59)
Ankamantatra
Andao mba hanao ankamantatra indray e, afaka mandefa daholo izay te-handefa de milaza ny valiny zay te-hamaly.
Inona ary zany :" Ny tany no tifirina nefa ny orona no voa, nenjehin'ny bandy 5 laahy ...
tohiny
novalian'i atmos ny 14/07/2004 10:08
atmos
(
06/07/2004 22:45)
Sipa manana diplôma be
Fa maninona ny sipa manam-pahaizana be tsy mety miaraka @ bandy antonontonony, avy eo nefa lasa mademozely antintra avy eo, tsy mahita vady. Raha mety miaraka @ antonontonony anefa izy, entiny @ sanga...
tohiny
novalian'i kitjo ny 23/07/2004 13:38
wawawa
(
06/07/2004 22:33)
manala azy fotsiny
Ahoana ny eritreritrareo lehilahy @ hoe juste passe-temps no iarahana @ sipa?...
tohiny
novalian'i pitchou ny 11/07/2004 07:55
lohalaharana
(
06/07/2004 14:58)
fa de very aiza le kolotsaina gasy eh
tsy mba mahatrikaritra ve nareo fa very ny gasy ?????? sivilizasiona tandrefana no abosika ??? lasa any @ HH sy RN'B sy dance hall doly ny gasy tsy hita tsony y tia an-Dramilison fenoarivo...
tohiny
novalian'i xxx ny 18/03/2005 22:26
atmos
(
06/07/2004 13:25)
Vahivavy sy BUS
Inona ny mampitovy ny vehivavy sy ny BUS (Transport en commun)...
tohiny
novalian'i bekintana ny 12/03/2005 07:20
malalason
(
06/07/2004 10:12)
Manakasrena ny Gasy fa mahantra toe-tsaina inona no antony?
Ahoana ny fietseham-pontsika eo anatrehan'ny gasy sy ny fitiavany (na ara-bola io na ara-panahy na eo @ lahy sy ny vavy sns)
Fa amiko mampalahelo fa toa tsy tompon'ny tenany isika Malagasy
mila tohi...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/09/2004 20:59
rindranavalona
(
06/07/2004 08:29)
Partitions Gasy (Andrana)
OMEKO ANAO
D Em
Omeko anao tsisy fetra
A7 D
Ny fitiavako rehetra
G D
Satria ianao no nahay
Em A7[G]
Nanintona ny foko
F#m Bm Em F#...
tohiny
novalian'i hery ny 20/11/2004 05:34
hery
(
06/07/2004 06:50)
Olana nandalo
Manahoana daholo,
Nanao fanovana kely ry zareo ao amin'ny lohamilina mampiantrano ny serasera.org nandritra ny alina ka nisy olana kely ny takelaka androany maraina. Efa miverina amin'ny laoniny ts...
tohiny
bichette
(
05/07/2004 13:17)
Mpanoratra malagasy
Ity aAntsoina ireo mpanoratra malagasy monina aty am-pitandranomasina.
Hisy hetsika izay kasaina hokarakaraintsika ka miandry ny fiaraha-miasa sy ny hevitra izay avy any aminareo.
Izy ity moa dia ...
tohiny
novalian'i yonikafopl ny 06/07/2004 22:20
xxx
(
05/07/2004 12:40)
Mitepo ny foko, mila olon-tiana
Dia ahoana izany, tonga dia lettre de motivation, C.V présentable dia fatokisana dia ny fitiavana manaraka fotsiny éh......
tohiny
novalian'i fijo ny 11/01/2005 23:32
myllanah
(
04/07/2004 10:01)
Andriamanitra sy extraterrestre
Raha dinihina @ araka siantifika dia extraterrestre Andriamanitra, izany hoe monina tsy eto an-tany izy, ary ao amin'ny apokalipsy no tena manambara izany toerany tsy eto an-tany izany, nisokatra ny l...
tohiny
novalian'i rasta ny 12/08/2004 10:44
kitjo
(
04/07/2004 09:01)
Question pr Un Champion online
Sao d misy te hanao QPUC online.
Misy jeu hafa koa...
http://www.france3.fr...
tohiny
novalian'i kitjo ny 22/07/2004 11:58
kitjo
(
04/07/2004 08:31)
Andao hianatra teny malagasy
Eto indray izany tsy ilay hitenena teny malagasy fotsiny fa atao toy ny fandikan-teny mihitsy (diksionera) fa ilay ary amin' ny teny malagasy atao fitsipika sy tsipelina.
Ireo izay tsy mahay miteny g...
tohiny
novalian'i fatsoraly ny 05/11/2004 06:51
nikopol
(
04/07/2004 07:37)
I dont want you back
I dont want you back.
Anisan'ny tiako io hiran'i Eamon io. Iza no mba mitovy fitiavana amiko? ...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/08/2004 21:43
onlyspik
(
03/07/2004 15:10)
Ny 1000pate sy ny lalitra
nanao fotoana t@ 2 ny M syL Fa hanao baolina ,niandry ny L tsitonga ny M raha tsy t@ 4 fa naninona ary?...
tohiny
novalian'i ramoul ny 16/07/2004 13:13
