manala azy fotsiny

1. wawawa ( 06/07/2004 22:33)
Ahoana ny eritreritrareo lehilahy @ hoe juste passe-temps no iarahana @ sipa?
novalian'i pitchou ny 11/07/2004 07:55
2. atmos ( 06/07/2004 22:35)
Raha tiana ilay sipa, inona moa no ilazàna fa passe temps izy fa tsy tonga dia iarahana, raha tsy tiana indray , inona no iarahana aminy.
3. atmos ( 06/07/2004 22:38)
Raha tiana ilay sipa, inona moa no ilazàna fa passe temps izy fa tsy tonga dia iarahana, raha tsy tiana indray , inona no iarahana aminy.
4. wawawa ( 06/07/2004 22:41)
Ekenao ve nefa fa misy ny bandy manala azy fotsiny miaraka @ sipa fa tsy tena tia an'ilay sipa akory.
5. atmos ( 06/07/2004 22:43)
Raha tiana ilay sipa, inona moa no ilazàna fa passe temps izy fa tsy tonga dia iarahana, raha tsy tiana indray , inona no iarahana aminy.
6. wawawa ( 06/07/2004 23:17)
Tena tsy manana valinteny afa tsy io ve enao?
7. yonikafopl ( 07/07/2004 00:00)
hi hi hi hi hi hi hi hi hi hi mampiomehy ahy vao maraina ianareo ireto
Tena misy ny bandy manala azy fotsiny ka, efa manana ny vadi beny izy fa mamely any @ sisiny koa
8. wawawa ( 07/07/2004 00:39)
Marina mht zany. Saingy zao: ny mahavoan'ireny bandy reny dia zao, matetika tsy tojo @ ila tena tiany izy fa voatana miaraka @ ilay "any @ sisiny"
9. ikaretsaka ( 07/07/2004 02:53)
misy koa sipa manala azy fotsiny miaraka @ bandy.. ilay hoe sipa manidina...
10. voninkazokely ( 07/07/2004 09:08)
hoa hoa hoa
11. mumu ( 07/07/2004 11:28)
refa anao ve ny bandy tsy anao kou ny sipa!!!
12. wawawa ( 07/07/2004 13:42)
Marina mht zany ka: vitan'ny bandy ve tsy ho vitan'ny sipa. Fa zao nefa:................
13. mumu ( 07/07/2004 13:52)
Fa zao nefa:

refa ny bandy no manao an'izany de normal, bôgany izy mahazaka sipa!! mahazo tehaka mintsy ary
fa raha ny sipa no manao an'izany de c'est "une salope"

dsl amin'ilay terme an
14. wawawa ( 07/07/2004 14:19)
Dia zao ko: ny bandy no tena tsy mahazaka mht rhf atao.
15. atmos ( 07/07/2004 21:58)
Samy tsy mahazaka na bandy na sipa e. Ka iza koa moa no hahatanty an'izany?
16. yonikafopl ( 07/07/2004 22:14)
ka inona mihintsy kalou ilay tena halana fotsiny ao e, satria ny hoe manala dia misy zavatra halana zany ao
17. mcfy ( 07/07/2004 22:26)
yonikafopl< le nahavoa azy angamba no alàny eto ko hihi!
18. fijo ( 07/07/2004 23:44)
tena misy io ary ilaina indraindray.ohatra.mandeha mandihy ianao,dia tojo sipa iray.dia tsaratsara korana teo dia vita kabary.dia ny andro manaraka anefa tsy misy tohiny intsony.fa dia izay.samy nanala azy dia samy hafakandro dia samy voahotra koa e.
19. imailaka ( 08/07/2004 07:23)
de tao anaty gazety"quotidien" nisy resaka an izay kou nge
anjerimanontolo any andafy any ono
de natao ny slana'isa fa ny an ny vhv tia miovaova lelah no betsaka ny salan'isa izany oe
mba tia andrakandrana kou zany ny sipa fa salan isa eo @ 4.7 bandy hoan ny sipa iray
mandrapahavitan ny fianarana tao !!!!
de aôna ndray nareo @ zany ry sipa.....?
20. pitchou ( 08/07/2004 19:26)
mumu> ka à salaud salope et demi ange e! inn no problemany?
harary an-doha eo nareo hieritreritra an'izany! rehefa hanenjika isa d tsara ny mieritreritra hoe point iray ao anatin'ny suite arithm n'ilay iray koa izany ny tena! nareo v handeha d hiandry hiahaka eo ny sipa? mba meteza eo @ toerany! hihihi
ary ny tena loza raha ataon'ny vady ao an-trano ho n° koa sisa nefa tsy kopy sady nieritreritra hoe tafaodina kely alou!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2779