manala azy fotsiny

21. wawawa ( 08/07/2004 20:11)
Le manala azy aloha tena marina fa na lehilahy na vehivavy dia betsaka ny manao an'io e!
22. wawawa ( 08/07/2004 20:37)
Fa matetika (Pour ne pas dire hoe foana) dia voa foana ny vehivavy
23. jhouhlambout ( 09/07/2004 09:19)
marina mihintsy izany, tsy mety satisfaite mihintsy ny sipa na miteny ny contraire aza!!
24. pitchou ( 09/07/2004 18:13)
ka raha tsy mahavoa kosa v le bandy d hiaritra trefle eo e? tsy aleo mitady coeur? ary nareo 2lahy zany ange (jhoul sy ramaso) tena nanana occasion nanisana e! ba manaova stage any @drizalahy tsy foin'ny sipa fa toa ho voa lava eo ko! iza indray no hanalanay ato?
25. atmos ( 09/07/2004 21:05)
pitchou : ka voatery hiaritra trefle ve, tsy aleo mba atao carreau na pique na coeur, zany hoe ny tiako tenenina dia, mba lasa koa enao manala any ambadika e, raha miantso trefle lery de miantso carreaux enao de asaivo miaritra carreaux izy....tsy misy blem ntsony avy eo satria ifanarahana ilay izy
26. pitchou ( 10/07/2004 04:44)
ko zay zany ko! rehefa tsy mahafa-po wa d aleo misolo couleur! hihihi fa aza mivadibadika kosa alou fa le manisa tsy mety ko! rehefa tojo ny ifanarahana d mifikira @zay!
27. ikaretsaka ( 10/07/2004 04:45)
efa sans as surcotre zao la
28. sejianis ( 10/07/2004 14:38)
teny tsotra fotsiny e! Matikambo izay bandy sahy milaza fa passe-temps izany, satria matoa ianao mahavita mihenjana sy mampiditra dia farafaharatsiny misy desir ao na tsy fitiavana aza!Ireny bandy mihambo ireny hoe iraho manao passe-temps @ papay i!
29. pitchou ( 11/07/2004 07:55)
kay! passe passe zany resaka zany!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.364