Mpanoratra malagasy

1. bichette ( 05/07/2004 13:17)
Ity aAntsoina ireo mpanoratra malagasy monina aty am-pitandranomasina.
Hisy hetsika izay kasaina hokarakaraintsika ka miandry ny fiaraha-miasa sy ny hevitra izay avy any aminareo.
Izy ity moa dia natao indrindra mba hanasongadinana ny asa-soratra Malagasy. Maro ireo manatalenta eto amintsika ka mba ampitapitao ny hafatra eh!
Izay mila fanazavana fanampiny moa dia Nykanto@hotmail.com. Efa nisy antso efa lasa ihany tao aloha fa dia averina eto indray.
Misaotra antsika!
2. bichette ( 05/07/2004 13:19)
Miala tsiny fa tena misy diso tsipelina kely ilay hoe 'ityaAntsoina"

Misaotra indrindra tompoko
3. fijo ( 05/07/2004 23:11)
eny tompoko.ih,ih,ih aza sosotra an.
4. mbina ( 06/07/2004 08:11)
kikooooooo
on êu savoir de kel projet va ton realiser
5. mbina ( 06/07/2004 08:30)
kikooooooo
on êu savoir de kel projet va ton realiser
6. hendry ( 06/07/2004 08:38)
antsoina mankaiza kay?
7. malalason ( 06/07/2004 10:07)
mirary fahatontosana izany soamantsara e, enga anie ka tontosa izay rehetra kasaina atao saotra e!
R.JO
8. nykanto ( 06/07/2004 11:57)
Tsy hoe antsoina mankaiza fa antsoina mba hivondrona, dia rehefa tafatambatra dia hiara-hanomana hetsika anakiray. Raha vonona i Hendry dia anoraty aho, tsy ianao irery ihany moa izany fa izay rehetra mikasa ny tahaka izany koa.
Ny Kanto.
9. fijo ( 06/07/2004 22:17)
dia lasa hendrykanto izany ilay resaka.
10. yonikafopl ( 06/07/2004 22:20)
Misaotra e! dia mirary izany ho tontosa soa aman-tsara.
Izahay moa lavitra liatra ka tsy hita izay hatao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1371