Suicide

1. wawawa ( 06/07/2004 23:23)
Inona no eritreretinareo momba ny suicide?
novalian'i fijo ny 16/08/2004 22:35
2. ikaretsaka ( 07/07/2004 05:34)
oh lasa ny fo no mibaikony saina de lasa adakana de ny aina no manefa!
3. kally ( 07/07/2004 06:57)
Ho an'ny olona malemy saina,very fanantenana tanteraka ary tsy mino ny ampitso intsony.Fanaon'ny olona tia tena ihany koa,izay tsy mahalala afa-tsy ny fahafahany fa tsy mijery ny fahorian'ireo izay tia azy raha lasa izy.
4. atmos ( 07/07/2004 09:21)
Tsy misaina, maivan-doha, tsy intelligent, tsy kristiana indrindra indrindra sns... raha mba afaka nieritreritra kely izy de tsy izany ny vahaolana.
5. xxx ( 07/07/2004 09:30)
mora be ny mitsara an!samy tompon'andraikitra @ zay hanaovany ny fiainany.
6. kally ( 07/07/2004 10:18)
Raha mahery tsy aseho ny anarana?Mandehana mamonoa tena rehefa izany!
7. pitchou ( 07/07/2004 10:50)
kally ko hihihi! raha maty eo tokoa izy tsy ho fantatsika mihitsy hoe iza!
indraindray alou mety tena dernère solution n'ilay olona sisa ny suicide e! tsy manana hery (na saina io na vatana na eritreritra) ho enti-manohitra mihitsy na intsony izy, d lasa refuge ilay izy! misy koa anefa cas sasany ny hanamaivana ny manodidina azy indrindra no mety hahatonga azy hamono tena, ohatra hoe tratry ny aretina tena tsy mety sitran intsony izy (cancer phase terminale ohatra!) nefa maharary tena mangirifiry ny tenany iray manontolo! tsy hisy afaka hanamaivana izany d aleony maty d @zay tsy mijaly koa ireo miharitra mahita azy mangirifiry !
Fa raha resaka mbola tanty tsy aleo ve mandrangitra sy mankasiaka ny ato @ forum toy izay hamono tena????
8. atmos ( 07/07/2004 11:45)
Misy anecdote ray ity. Nisy bandy iray izay te-hamono tena, dia lasa i lery nakery @ 3è etage ny building iray. Veloma nareo hozy lery fa lasa aho, ni-saute le hamono tena, saingy rehefa tonga tery ambany, tsy maty tampoka, fa tapaka fotsiny. H@ zao de noraiketin-dry zalahy heo: ra-suicide ny surnom n'i lery. Mbola velona any lery h@ zao
9. wawawa ( 07/07/2004 15:11)
mmm! Interessant! Fa zao: Tant qu'il y a de la vie, il y a de l'espoir. Ka tsy azonao anio ny solution-na probleme iray dia aza matahotra fa ho azonao rampitso. Aza mamono tena zany!
10. yonikafopl ( 07/07/2004 15:48)
pitchou hi hi hi hi hi hi hi hi
olona tena tsy misy saina sy tsy mieritreritra mihintsy ny olona mamono tena, na ny biby aza misaina kokoa noho izy fa mbola mahalala mitsoaka fahafatesana.
11. wawawa ( 07/07/2004 15:49)
interessant
12. ikaretsaka ( 07/07/2004 15:56)
ny ahy indray ny henoko bandy hamono tenadia ni saute avy eny ambony tetezana .. tsy maty nefa fa nisy zozoro (roseaux) taty ambany dia teo lery no nitotona dia tsy maty fa tapatongotra .. de nony niantso vonjy de hoe hoe saika matyyyyy aho eeee .. de hozizy le ambulance hoe angaha ianao tsy hoe te ho faty indray
13. fijo ( 08/07/2004 00:16)
arakarany.amin'ny sasany io dia voatry ny halementsaina.(europa)fa amin'ny sasany kosa dia vokatry ny herintsaina(hara kiri)jap.
14. pitchou ( 08/07/2004 18:05)
ah! oui! tout un hara qui rit!
asa nareo raha efa nandalo karazana dépression ireny! talou aho tsy ninon hoe tena marina le izy, fa fotoana kely segondra vitsivitsy tena otran'ny latsaka lalina be izany d tena mi-démissionne mihitsy , d eo matetika ny olona no mahavita mahafaty tena! raha @iny izy no misy manampy d ho tsapany rehefa afaka iny dépression kely iny hoe adalana le izy!
15. booboo ( 08/07/2004 20:34)
misy raha tsy ampy eo @ fiainan'ny oul manana ireny eritreritra ny hamono tena ireny ary mahatsiaro ny tenany ho irery izy fa tsy hisy oul afaka hanampy azy mihitsy ( hihaino, na présence fotsiny aza, manome toro-hevitra etc ). @ ilay fotoana maizina indrindra ohatra ireny eo @ fiainana no tena ilaina ny namana na ny RAD mba hahatsapany fa misy tia azy ihany eto @ la terre ngôza beeee ity malgré tout !
16. wawawa ( 08/07/2004 20:42)
Tena choix anie io e ry zareo e! Na misy olona mi-empecher anao tsy hamono tena aza, si tu choisis de mettre un termes a ta vie, c ton choix
17. booboo ( 08/07/2004 20:58)
fa tsy afaka ny hijery fotsiny kou zay oul eo na izany aza ! tsy haiko aloha e fa na tsy akaiky anà ara ilay oul dé raha mbola eo zà dé tsy maintsy manao izay faran'ny heriko hatr@ farany tsy hanaovany izany !
18. wawawa ( 08/07/2004 21:15)
Ka ndraindray anie tsy fantatra akory hoe manana desir hamono tena iza die awona ary no anampianao azy?
19. rabix ( 08/07/2004 21:23)
de ahôna ndray ary le fomba fisainana kely maso reny e, tsy ôtran'ny hoe tsy matahotra fahafatesana ve zany ry zareo e
20. wawawa ( 08/07/2004 22:22)
Amiko aloha le mamono tena dia mitovy @ hoe tsy mankasitraka ny fiainana omen'Andriamanitra e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3585