Suicide

21. booboo ( 09/07/2004 08:45)
wawawa>marina zany, fa indraindray kou misy signes tsy mamitaka mihitsy, tonga dé tsapanao fotsiny oe tsy metimety ity oul ity dé eo izay oul manodidina azy no tokony hihetsika fa tsy hitazam-potsiny
22. pitchou ( 09/07/2004 18:24)
ny cas efa fantatro t@izy io d nahatsiaro tena ho narian'ny manodidina azy le rangah satria lasa nifindra monina ny zanany 2 d déprime d tonga d pan! in1 ihany d vita! fa marina ny tenin'i booboo! mety resaka presence physique fotsiny d mahasakana! saingy irony hara kiri irony indray ny azy d heveriny fa fitandroana ny voninahiny tsy haloto no hamonoany tena! na koa fanasaziany ny tenany noho ny zavatra iray tsy nety nataony! ireny indray alou d tsy hita ze anaovana azy e!
23. kanty ( 13/07/2004 14:12)
Miray hevitra @ i wawawa za hoe tant qu'il y a de la vie il y a de l'espoir. dia za mino hoe na ho ela na ho haingana dia ho avy foana ny andro mihiratra. the sun will be shining for everyone...
24. booboo ( 13/07/2004 17:24)
ilay miandry ilay masoandro hamiratra mihitsy no tsy andrin'ilay oul fa hitany ela lôtra ilay alina diaviny.
25. pitchou ( 14/07/2004 05:07)
booboo> 6 mois be izao v indraindray vao mihiratra le masoandro! hihihi
raha manana fotoana hisainana an'izay izy dia lavidavitra kokoa ilay suicide! fa raha eo @ le segondra 3 na 4 tena mahalatsaka azy no tsy tratra dia atao ahoana fa "izay no lahatra" e!
26. xxx ( 26/07/2004 10:08)
mampiomehy ihany ilay olona mamaly hoe mamono tena izy satria tia tena.
Vonony ve ny tenany ho tiany :?:
27. nikopol ( 26/07/2004 10:18)
Matetika ny adolantsento no mamono tena, izany hoe tanora tsy mbola ampy taona. Tokony ho samy hafa angamba ny analyse raha olondehibe na tsy zaza tsy ampy taona no jerena raha ilay suicide tsisy hidiran'ny kamikaze.

Ny fitiavana ihany no vaha-olana.
28. rniaina ( 03/08/2004 23:00)
misy masika be kay ato
:P :lol: :P
29. pitchou ( 07/08/2004 10:08)
niko> kou le fitiavana nidify mintsy no nahatonga azy hamono tena kou!
30. fijo ( 16/08/2004 22:35)
raha ny fisainana kely maso aloha dia tsy halemena io fa voninahitra ka dia avela izy hanatanteraka izany.
raha ity fahadisoampanantenana ity kosa indray dia mila fananmpiana satria eto dia tena ilay herintsaina mihintsy no tsy ampy,ka mila tohanana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1699