Liste des messages

Liste des messages, inserés par onlyspik, par ordre de date
onlyspik ( 03/07/2004 15:10)
Ny 1000pate sy ny lalitra
nanao fotoana t@ 2 ny M syL Fa hanao baolina ,niandry ny L tsitonga ny M raha tsy t@ 4 fa naninona ary?... suite
répondu par ramoul le 16/07/2004 13:13
onlyspik ( 03/07/2004 15:02)
Tao am-piangonana
ahoana no nahafantarana fa ao am-piangonana ny elefanta?... suite
répondu par bekintana le 12/03/2005 07:26
onlyspik ( 03/07/2004 15:00)
Ny elefanta
Ahoana ary no ampidirana elefanta efatra ao anaty 2cv... suite
répondu par gasytsika le 08/07/2004 18:43
onlyspik ( 03/07/2004 14:50)
Izy telo lahy
Nisy hono olona telo lahy ka ny iray avy any asie ny iray avy any afrique ny farany avy eto dago.Nenjehan'nypolice ry zareo fa nanimba zvt nahita hazo telo izy ka samy nihanika,ka ilay1nanao feom-bolo... suite
répondu par rabegasy le 08/07/2004 14:25
onlyspik ( 02/07/2004 13:32)
Ny parasy
Indray andro hono nandeha hilomano ny parasy teny andalana dia nifanena t@vintsika izy hoy ny parasy taminy ndao isika hiaraka hoaiza hoy ny vntsika hilomano hoy nyparasy nanaiky izy ka roso ny dia ... suite
répondu par booboo le 13/08/2004 13:32
onlyspik ( 02/07/2004 13:21)
Ny gana
Nisy ganagana telo(3)niampita t@lalana:aviany nisy fiara niriotra mafy nihazakazaka ilay canards ka rehefa tonga teny ampita izy dia niteny hoe:saika maty isika dimy!Firy marina ary no isan ny gana?... suite
répondu par olly le 04/07/2004 10:41
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0073