Ny parasy

1. onlyspik ( 02/07/2004 13:32)
Indray andro hono nandeha hilomano ny parasy teny andalana dia nifanena t@vintsika izy hoy ny parasy taminy ndao isika hiaraka hoaiza hoy ny vntsika hilomano hoy nyparasy nanaiky izy ka roso ny dia nony tonga teo@dobo filomanosana anefa dia ny vitsika indray no nilomano fa ny parasy nitazam-potsiny!Fa naninona no tsy nilomano ny parasy?
novalian'i booboo ny 13/08/2004 13:32
2. booboo ( 02/07/2004 13:35)
mataho-drano fa parasy milentika tsinona ! hihihihi
3. hendry ( 02/07/2004 17:27)
Mbola tsy nanontaniako izy dia tsy haiko ny antony.
4. kitjo ( 03/07/2004 05:03)
madio le rano tsy misy hohaniny
5. fatsoraly ( 03/07/2004 06:20)
Manao loha-parasy tssssss!
6. kitjo ( 03/07/2004 06:32)
ianao nddra k!
mitsetsitra miadana ny gasy!
7. fatsoraly ( 03/07/2004 06:36)
Oadray aleo tsetsafiko tsara raha azo tsetsafina! Fa fidifidiko fa tsy ny gasy rehetra an!

avec plaisir! hahaha
8. kitjo ( 03/07/2004 06:38)
efa hainay io k! sady efa manao nge nareo fa tsy oe "aleo" intsony
9. fatsoraly ( 03/07/2004 06:39)
Kou ra tsy drakoholahy kosa ny fiheveranareo anay kle!
10. kitjo ( 03/07/2004 06:44)
pire noho i drakolahy k!
dans tous les sens ko!
11. onlyspik ( 03/07/2004 14:54)
Mbola nanaovan'ivitsika ny akanjo fitondra milomanon'ny parasy
12. kitjo ( 04/07/2004 08:34)
afaka nandeha tamin' izao izy fa izy mihitsy no tttsss
tsy nihantona t@ vitsika ve ilay izy sady tsy malalaka be aminy?
13. booboo ( 13/08/2004 13:32)
tia tena be lé vitsika !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0396